MIKORONTANA DAHOLO NY TGVendrana FA NAMOA FADY TY DJ

1. pikatti ( 12/04/2009 22:25)
sarotra be ny hanao avocatn-dry Andry tgvendrana ,mikorontany ny zanak'ati-dohany aiza i KALACK=andrywui é,varodan'ny dadan'elah koa elah refa kelikely eo fa tsy ampy ny volam-panjakana mpandroba :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:20
2. xxx ( 12/04/2009 23:17)
iza koa ny hiaro devoly raha tsy devoly ihany!
3. bazylou ( 13/04/2009 00:18)
efa 3 semaine mahery izao mbola tsy vorodanihany lery !!!looooool aiza e, ,ny fifampiraharahan aza no misy fa lany bala ny tim sady efa tsy misy kil ny eny mabohijatovo !!! :-D :-D
4. xxx ( 13/04/2009 05:28)
aza taitra ela rabazy fa tsy maintsy miala io tgv io,mbola aiza ity 2ans notenenina e,kely sisa ny vary sy menaka nangalarina nefa ny vola tsy misy,aleo tena fahaizina mafy mihitsy ry tgv mba ho lecon aminy manaraka hoe tsy mety ny manogam panjakana izany eh,efa 21em siecle izao. :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. KALACK ( 13/04/2009 06:14)
ha ha h !!! rah ahavoa lets !! fa izao ry lety a! ahay zao no eo ka zay tianay hatao ry kely tety a,,,, ny menaka mbola 20taona vao tapitra ny varay mbola 50taona vao mety ho ritra ka innnn no mampîtomany e
6. xxx ( 13/04/2009 06:39)
ka le vary 2500FMG NY KG 12500FMG NY litre menaka,dia iza lesy no handoha impos eo ka le orin'asa aza nodorona sy nangalarina koa
7. pikatti ( 13/04/2009 09:38)
KALACK=andrywui tsy zay ataon'elah zany ny elah ngà rarahim-poritra ry lerony inona akory no miaro devoly eto ,tsisy an'zany lesy eto tsy afaka makaiza eto lisany ,vao telo volana dia miantso vonjy sahady =))=))=))
mirodana ho azy io
8. Mirananirina ( 13/04/2009 09:49)
Ary mbola tena hikorotana be
varodan'ny dadan'elah koa elah refa kelikely eo fa tsy ampy ny volam-panjakana mpandroba
:lol: :lol: :lol:
9. pikatti ( 13/04/2009 09:58)
slt mirana,tsy voavarotra ndray hono lery fa mahia loatra tsy ampy sokay sy tsy ampy sakafo :-D :-D :-D :-D :-D
10. Mirananirina ( 13/04/2009 10:26)
slt mirana,tsy voavarotra ndray hono lery fa mahia loatra tsy ampy sokay sy tsy ampy sakafo

marina ve :lol: :lol: :lol: salut pikatti.
11. rapresi ( 13/04/2009 13:24)
iza ndray zao darohanareo eto zao,sao mba hidaroka ko ny tenanay,asoriko mihitsy ry wiwi(hoy ny pokina ato)ny zavatrareo a
12. pikatti ( 13/04/2009 19:09)
mirana marina zany ka lasa nandroba fokotany ndray ny TGVendrana ,lany ny saosy ,romboy romboy =)) =)) =))
13. xxx ( 14/04/2009 06:37)
ra8vendrana no devoly mitsangana matacy b tsy mahaymihinankanina akory
Vendranabeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
14. xxx ( 14/04/2009 08:21)
tsy hoela de hirodana tgv e, manainga antsika tsy ankanavaka handrava ny mpanongapanjakana
15. molota ( 14/04/2009 14:18)
tsy misy fanjakana TAFITA @ny fandrobana eo é!! miomana fa ho avy ndray ny vahoaka handrava!!! ry TGVendrana isany a! :-D :-D :-D
16. fijo ( 14/04/2009 22:20)
kiii de jho prezida vetivety ve lery????ny ahiako sao dia hokamboty mbola kely ireo zaza.hummmmm manahy aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042