Tena mibaribary fa matahotra mafy ny fiverenan'i ra8 ny hat satria tsy manaiky ny hiverenany ry zareo .Mbola aiza no ahazo e,ny gouvernement tsy mety complet,ny vola tsy misy,ny eny ambohijatovo tsy manaiky ,i dada hoavy tsy ho ela.
tsy maintsy matahotra anie izy ee ! ka io toerana io misy tompony kosa ee! natao bodongerina fotsiny ka raha ho avy ny tompon-toerana ve sy hatahotra??