kabarindratgv
1. hasinjakason
(
11/04/2009 18:06)
i ratgv anie t@ nitokana ny kianja demokrasia ka nilaza mihintsy fa tsy mila maka autorisation izany rehefa ho eo ka ahoana izao no ilana anizany indray sa...
novalian'i xxx ny 12/04/2009 02:30
2. Noue
(
11/04/2009 19:31)
ka zay no atao oe didin'be sandry eee! democratie hono zany !! :^) :^) :^) :^)
3. xxx
(
11/04/2009 20:35)
Io mitovy ilay kabarin'i rafa8 t@ 2002 ihany e! "Raha misy vahoaka mangataka ny fialako dia tsy hiandry ny ho esorina aho fa dia tonga dia hiala" nefa dia tsy maintsy natao koposoraka vao nandositra 7 taona monja apres ilay kabary.
4. lizabeth
(
11/04/2009 22:57)
xxx:
Io mitovy ilay kabarin'i rafa8 t@ 2002 ihany e! "Raha misy vahoaka mangataka ny fialako dia tsy hiandry ny ho esorina aho fa dia tonga dia hiala" nefa dia tsy maintsy natao koposoraka vao nandositra 7 taona monja apres ilay kabary.
nisy vahoaka nitady ny nialany angaha ? tsy ny hiverenany izao no tadiavin'ny vahoaka ? sa..............atao hoe vahoaka ireo mpanaraka an'i tgv ????
raha ny kabarin'i tgv indray aloha dia tsy misy atao mahagaga : demokrasia no dradradraina nefa terrorisme no atao ! aleo hanao eo ihany e ! aleo hiakatra ambonimbony kely ihany ny fantasme-ny hitotonany tsara !
5. xxx
(
12/04/2009 02:30)
Rehefa TIM mivorivory ve dia lazaina fa vahoaka fa rehefa ny hafa dia tsy vahoaka. Tsy maninona izay filazanao azy fa ny zavatra mazava aloha dia efa nitontona amin'ny tany ny lohan'ny TIM.
-Tsapao aloha ny herinao
- hiaraka ho faty aminareo eto aho
-Tsy hamela anareo irery aho....
Mba tongava saina fa mpanao politika tsy nandia fianarana anie i ra8 sy tgv e!
-Tsapao aloha ny herinao
- hiaraka ho faty aminareo eto aho
-Tsy hamela anareo irery aho....
Mba tongava saina fa mpanao politika tsy nandia fianarana anie i ra8 sy tgv e!
