dinika ao @ SOBIKA.com
1. catalyn
(
11/04/2009 15:46)
Asa ianareo raha mba mahatsikaritra ry ireto fa tena mankaleo be ny miditra ao @ dinika forum ao @ site sobika.com. tsy misy zavatra manjary ny ao fa ompa variraraka sy teny ratsy ny mameno azy iray manontolo,na lohahevitra fitiavana io na tourisme na ....Tsy vitan'izany fa dia manjaka koa ny resaka politika , fanaratsiana ny an-daniny sy ny ankilany,dia samy mamoaka ny ao an-kibony ny mpomba ny atsy sy ny aroa; latsaka ambany alika miady taolana.
Leo tena leo aho matoa nanokatra ity lohahevitra ity stria mzava ho azy fa tsy misy fantina ny famoahana hevitra ao @ sobika ; ary ny tena mahamenatra dia ilay modérateur atao hoe ELMAN ao dia manmpy trotraka ihany koa @ taim-bava sy ny teny ratsy.
Marihiko fa aty frantsa aho no mipetraka , ary ireo site gasy ireo no mba rohy ahafahana mifandray @ mpiray tanindrazana,namana, sy mba ahafahana mitafa sy mila hevitra amin'ireo malagasy ary koa mba ahazoana vaovao, nefa dia teny ratsy sy ompa lava no hita ao.
ETO AHO DIA MIDERA MANOKANA NY SITE SERASERA , satria mahafinaritra ny midinika ato, olo-kendry avokoa ny mpikambana ary mahalana no ahitana izany ompa sy teny ratsy izany ato. Tena afa-po aho raha vao niditra tato ary tsy te hierika intsony Sobika.com. Misy ihany aloha ny mandoto rano fa mbola azo leferina raha mihoatra ny any @ sobika.
Izay mahalala an'i ELMAN dia mba ampitao any aminy ny hafatra mba misy handinihany kely fa maloto sy maimbo ny site sobika.
DIA HO ELA VELONA ANIE " serasera"
Mba zarao ny hevitrareo, misaotra betsaka :D

novalian'i ni81 ny 14/04/2009 13:48
2. Mirananirina
(
12/04/2009 10:04)
ary ny tena mahamenatra dia ilay modérateur atao hoe ELMAN ao dia manmpy trotraka ihany koa @ taim-bava sy ny teny ratsy.
Marina ve izany retsy.Efa hatrizay io teny ratsy ao io fa tsy vao izao e,
efa nova ary fa taloha izany a,azo ampiasaina ny pseudo ny hafa dia ratsy be.
3. Koditra
(
13/04/2009 18:16)
Fa inn nefa no nilingilingiana nandehanana tany nefa ato milay be eh? :-D :-D
Laingako zany fa mandendé koa ahitàna raha.
Laingako zany fa mandendé koa ahitàna raha.
4. fahamarinana
(
14/04/2009 06:23)
:arrow: catalyn : dia mijanona ato amin'izay ary e !Misy namana betsaka mahafinaritra ato ! ary na tsy atao hoe namana aza fa mpisera fontsiny koa no lazaina dia mbola misy maro mahafinaritra ihany koa ! :) (l)
5. Lejoba
(
14/04/2009 12:24)
Ary noheveriko ho izaho no tsy zatra an'io site io fa sendra niserana tao aho dia nitovy fijery tanteraka t@ i catalyn. Ary mahamenatra be indraindray rehefa misy mifanaratsy @ teny vazaha, sady tsy miahotra mihitsy manonona anaran'olona sy ny mombamomba azy.
Tokantrano tsy ahahaka hoy ny fahendrena Malagasy, ary isika vahoaka manana ny hajany sy mahay mifanaja.
Aleo marina eto @ namana serasera ihany.
Bravo Ra-hery sy ny ekipany ah, tsara fa tohizo
^:^ ^:^ ^:^ (l) (l) (l) =D> =D> =D>

7. fahamarinana
(
14/04/2009 13:42)
:arrow: za zao vao mba nandeha namaky fa somary tsy laitra tokotrany an ! Toa tsa mety amiko koa fa aleoko eky mijanona eto !...sa ahoana akia ni ? :) (l)
8. ni81
(
14/04/2009 13:48)
za zao vao mba nandeha namaky fa somary tsy laitra tokotrany an ! Toa tsa mety amiko koa fa aleoko eky mijanona eto !...sa ahoana akia ni ?Eto ihany e! tano ny azo fa sarotra akia no mila a!
Ny tena mahagaga ao ange dia ilay olona sasany na dia miresaka tsotra aza dia tonga dia teny ratsy no avalin'ireo gasy sasany avy eo e!
Ny hitako fa maha-bara nahiny azy io koa dia samy manao sy manova ny PS araka izay itiavana azy! Dia misy ny sasany mangalatra ny efa PS-n'ny sasany teo aloha. Aleo eto ihany e :-*