voatendry ho ben tanàna

1. xxx ( 11/04/2009 11:46)
rahoviana no hametrahany TGV andra mérci ho bentanàna anantsirabe1 fa tena maditra loatra ireo vahoaka ireo? tsy mety makato ny HAT, sy ny firongony
novalian'i Noue ny 11/04/2009 17:25
2. sohitika2008 ( 11/04/2009 12:03)
fa nga tsy hanao autoproclamation ben'ny tanana
3. menalamba ( 11/04/2009 12:15)
Mbôla tsy fain'ny voadoro trano ngaha hono ra marci?Aleo himpody eo hojerena fa mihevitra ny vahoaka ho geigy manko . :roll:
4. rapresi ( 11/04/2009 13:08)
hay ve tendrena ny be ny tanana fa tsy fidiany vahoaka e,
5. Noue ( 11/04/2009 13:15)
rapresi o ! indrisy fa zany no atao oe didin'ny be sandry eee ! tsy ny vahoaka no mitendry na mifidy fa zay tiana atao no atao ! zany hono no atao oe democratie tgv eee :^) :^) :^) :^) :^)
6. rapresi ( 11/04/2009 13:23)
rapresi o ! indrisy fa zany no atao oe didin'ny be sandry eee

Aleo hanao ry Noue fa ataoko mahita angano reo eto aminy serasera be vavany reo a
7. xxx ( 11/04/2009 14:17)
tena zay tiany atao mihitsy zao no ataony jereo indray tony:
01H00 : La HAT a suspendu de leur fonctions les 22 chefs de région. Ils ne sont pas remplacés dans l'immédiat.

8. ikaretsaka ( 11/04/2009 16:45)
aza ashena ramerchi zany kosa any antanana kle
9. Noue ( 11/04/2009 17:25)
ka zay ilay didin'be sandry sy lazainy fa democratie eee ! mahonena !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7861