momba an'i Odoy

1. sohitika2008 ( 11/04/2009 11:38)
Ny saka manatody mameno tanàna
Tsy aleon'i lery maka anankiray ?

toy izay mikiry @ fanompoana an'ilay foza orana radomelina?
répondu par Hinagasy le 16/04/2009 02:40
2. Mirananirina ( 11/04/2009 12:56)
andray kosa e
3. ikaretsaka ( 11/04/2009 15:40)
tsy aleo rasohitika aloha mi lalalala
4. hasinjakason ( 11/04/2009 18:13)
mankaleo ny mijery azy am tvm isanandro zao lasa tsy mijery tvm itsony izahay fa odoy b
5. xxx ( 14/04/2009 11:24)
Mandreraka be kosa aloha ilay akama iny fa laingalainga e
6. Mirananirina ( 14/04/2009 16:29)
ary ny sasany ahoana ary e
7. ikaretsaka ( 14/04/2009 18:09)
raha samy mandreraka daholo ka tsy maintsy hifidy kosa aleo lery toy izay lala e
8. Hinagasy ( 16/04/2009 02:40)
Izaho ho'aho tsy mahafantatra hoe inona no nataon'i Lala Rasendrahasina hoe tena fahotana mahafaty e! tsy dia reko hatramin'zay hafa tsy tao aorian'ny ilay tao Antanimena iny. Tena mino aho kanefa (finoako an!) fa mety tena momba an-Ra8 izy, safidiny manokana iny fa tsy nanao fanambarana ofisialy izy, fa i Odon Razanakolona nanao fanambarana ofisialy nanohana ny TGV , tsy niteny directe fa ny zavatra noteneniny sy ireny video tany Antanimena ireny mampiseho ny nataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077