Maskiny tsy mahadigny raha ela

1. sohitika2008 ( 11/04/2009 11:15)
:!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!:
novalian'i benasy ny 21/04/2009 10:01
2. catalyn ( 11/04/2009 15:48)
Inona no tianao lazaina @ izany . Inona ny tsy digninao havako ô! Ambarao hely koa !
3. Lejoba ( 14/04/2009 12:06)
Lera, hiran' i Rossy
4. catalyn ( 14/04/2009 15:54)
Efa tsy lera intsony ry Lejoba izao no malaza fa " IO ARY " indray é! tena marina ny voalazany fa tena tsy mamango na ny taloha na ny amin'izao fotoana .
5. benasy ( 21/04/2009 10:01)
Karakôry tsarabe kony raha volagninandré ?
Misy olo-be tsy manjary jery leiroa an-tanàna eto a! Tsaiky ireny mbo misy jery lavitry ! sa karakôry hiratsinao ? Misy mitsabo raha tsy manjary fô eky e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5724