Halahelo

1. Noue ( 11/04/2009 08:51)
halahelo satria nisy fomba hafa azo natao anie mba ahazahoana ity SEZA ity eee ! tsy nilaina zao hita eo ] jereo eto ireo fa miandry ho vita ny mandat dia anjaranao @ zay no mampiseho ny zavatra lazainao fa rariny! fa tsy tokony tody @ zao habibiana rehetra zao vao handresy.

http://www.youtube.com/watch?v=6T7Be04Dbd0&feature=related

http://www.youtube.com/watch?v=jee3fHzmxzY
novalian'i xxx ny 12/04/2009 08:15
2. Oay ( 11/04/2009 09:38)
Noue te,a henoko hatraty ilay halahelonareo fa efa rano raraka an-tany iny ka tsy azo raofina intsony fa ny ho avy no banjino! Mila miverina kely miaina ny zava-misy @ izao fotoana izao isika (Il Faut regarder la réalité telle qu'elle est, ainsi force est de constater que ramener la paix civile est plus qu'importante) ny tiako lazaina d averiko ilay tenin'i Ravalomanana:
Afaka misafidy isika ozy na hifampidinika hitadiavana ny marimaritra iraisana hampandry ny tany na samy hanao mafy loha d mitohy ny korontana! otran'izay ilay votoantony fa raha misy afaka mamerina ilay teny tena izy d isaorana anazy izany!
Ka antsika ny safidy é! i Oay aloha d mbola averiny fa tsy ekeny ny erisetra atao @ firenenana noho izany d mila filaminana izy! fa mbola averiko fa rano raraka iny ka tsy azo raofina intsony ka ny sisa no ampaniriana ndao ny hoavy no banjinina!
3. TWING ( 11/04/2009 09:51)
Oay

mivoaka miditra anie ra8 e

tsara ilay teny eo ambony io nefa misy fotoana izy nahateny mihintsy hoe

tsapao aloha ny herinareo

notasainy bandikely tokoa , dia nankaiza izy zao?
mitazandavitra ny herin ny bandy izy zao.
4. Oay ( 11/04/2009 10:01)
TWING:

Oay

mivoaka miditra anie ra8 e

tsara ilay teny eo ambony io nefa misy fotoana izy nahateny mihintsy hoe

tsapao aloha ny herinareo

notasainy bandikely tokoa , dia nankaiza izy zao?
mitazandavitra ny herin ny bandy izy zao.


TWING a! aleo tsy jerena intsony izany fa ny hivoahan'ny firenena @ izao zava-doza izao no andao hodinihana!


5. Andribe ( 11/04/2009 10:38)
pfiuuu lasa lavitra ary betsaka ny mbola mandranitr ady amizao toedraharaha izao. Za aloah tsy pro n'iza n iza fa aleo hilamina ny tanana fa tsy misy hanaovana biziny
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui ( 11/04/2009 10:52)
Tena malahelo tokoa ah ry Noue amin'io Fanjakana azo tamn tsy rariny io kà !!! ka izao no hevitro eee!! rah manana contact amin dravalo i Noue de lazao izy hody !! lazao izy fa malahelo azy oe ny Malagasy de asaivo miditra eto izy ,, aza avela hatahotahotra zany oe fa midira amin'ny tsy fihambahambana eo ivato fa ho tsenainay amin'ny fo madio izy ref aavy de mba hatao ankety kely etsy Soanierana ambony etsy ,, hanotaniana ze nalehany elabe zay sady mba hakana voandalana izy ry Noue aa!! ok !!
7. Mirananirina ( 11/04/2009 11:18)
Inona ary hoy ianao ry Noue no fomba hafa azo atao,hahazoana seza,sao mba haka manko aho atsy ho atsy. :) :)
8. Noue ( 11/04/2009 13:14)
miandry ny fahavitan'ny mandat koo !
9. rapresi ( 11/04/2009 13:15)
fa tsy tokony tody @ zao habibiana rehetra zao vao handresy.

BIBY anie ireo ry Noue,miaraka aminy Andrywui fôpla
hanotaniana ze nalehany elabe zay sady mba hakana voandalana izy ry Noue aa!! ok !!
Votehamaina no azolà r le vendrana a
Inona ary hoy ianao ry Noue no fomba hafa azo atao,hahazoana seza,sao mba haka manko aho atsy ho atsy.

lasa zao Mirana a
10. Noue ( 11/04/2009 13:20)
ilay izy anie dia tsy azoko eee ! seza ve no nanaovana an'zao rehetra zao?
11. rapresi ( 11/04/2009 13:25)
ilay izy anie dia tsy azoko eee ! seza ve no nanaovana an'zao rehetra zao?

f'inon ndray ary raha tsy zay,tsy hisy hifidy azy tsinona raha fifidianana
12. Noue ( 11/04/2009 17:27)
marina aloha zany ee! ny jiolahimboto no hifidy azy koo :^) :^) :^) ilay voakarama handoro, hanimba, hanapotika ireny !! (raha afaka ny hifidy) :^) :^) :^)
13. xxx ( 12/04/2009 08:15)
ie faly @ izao fanjakana izao ny mpanendaka sy mpandroba rehetra satria autorisé ny asa ny ary ny tena mahafaly azy de teo izy voaenjika ra hamaky fivarotana , ny teny @ 13 mai nefa oul fopla kely tsisy vola sy phona alaina fa ra misy aza de phone tgvendrana foza no azo, fa zao refa mirava ny eny ambohijatovo oul mihaja daolo ny avy ao ary phone le luxe be daolo ny azo angalarina any moa bebe ny vola azo alaina any anaty poketran'izy ireo ; ary ny miaramila no manome exemple fa azo atao ny mandroba ny vola rahateo miharitra tsy misy le 250000f par jour intsony refa atsy ho atsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0737