Ny mpandala ny fanjakan'i Baroa no mpampiasa ny anarana xxx

1. zakilinina ( 10/04/2009 21:35)
Fa nahoana no tsy sahy miseho masoandro toy ireo ??? Iza koa ireo tsy mpiseho masoandro ?
2. xxx ( 10/04/2009 21:58)
Ianao aza miafina ao ambadiky zakilinina , izaho indray ao @ xxx ka ionona no olanao??? ny hevitra no miresaka fa tsy ny PS akory. Satria ianao irony mpanao halako anarana tsy tiako PS irony dia vao mahita hoe i ranona ity dia tsy mahay afatsy ny manalika no atao.
Rehefa tsy tantinanao ny xxx dia aza mamaly.
3. xxx ( 11/04/2009 05:37)
zay no safidin'ny sasany e,zay no atao hoe democratie,aza homena tsiny zay tsy miseo fa tsy mila blem izy ok (l)
4. xxx ( 11/04/2009 06:48)
Io fanjakan'i Baroa io tokoa no safidin'ny sasany. Misaotra é !
5. Noue ( 11/04/2009 07:00)
ka zay no maha baroa azy :-D :-D :-D :-D
6. zakilinina ( 11/04/2009 07:01)
Baroa :-D :-D :-D :-D :-D
7. andrywui ( 11/04/2009 10:30)
MARINA MIHITSY NY AN I ZAKILININA FA DE IO XXX IO MIHITSY NO ATAON IREO TIM MPANAO FANJAKAN BAROA ATO AMIN FORUM ATO KA !! TALENTAN' TIM IO XXX IO !!! MERCI ZAKILININA A
8. Mirananirina ( 11/04/2009 12:47)
zakilina o,zakilina, ty ny taratasinao,avy aiza o,avy aiza,avy any aminy sipa malalanao...............Marina ny anao e,rehefa hiteny ratsy izy izay dia miafina ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.0756