tohin'ilay namana Afrikana

1. essera ( 10/04/2009 10:49)
Raha ohatra ianareo ka mba mijery ity fanazavana momba ny UA ity :

http://www.un.org/french/ecosocdev/geninfo/afrec/vol15no3/153ini2f.htm

Dia tsapa fa toy ny révolisiona communiste sy socialiste fotsiny ihany :
Utopique be fotsiny satria :
"forger un partenariat entre les gouvernements et toutes les couches de la société civile",

Io izao raha ny teto amintsika manokana dia tena voahitsakitsaka mihitsy fa tsy vitan'ny hoe mbola sarotra tanterahina.

de lutter contre le fléau des conflits, et de "promouvoir et de protéger les droits de l'homme, de consolider les institutions et la culture démocratiques, et d'assurer la bonne gouvernance et la primauté du droit".

Tena mangetaheta fotsiny ianao mijery an'ilay izy.

Ary rehefa tohizako dia na i Ratsiraka (boky mena) na Ravalo (Map) dia samy nanana programme tena ambony latabatra tsara ary neken'ny tany ivelany fa rehefa tena dinihina ohatran'ny hoe hevitra "nakana vola ny conception sy ny rédaction an'ilay programme" fa ny tena tanteraka tsy misy.
2. KALACK ( 10/04/2009 10:55)
Zay ry essera le politika maloto entina hipetrahana maharitra eo amin Fitondrana fotsiny a,, ampiesonina be amle DSRP ,, MAP ny vahoaka sy ny Tompon'andraikipanjakana rehetra de variana ao miesona ao ,,, de asiana fety Map na fihofanana Dsrp tamzany de asiana Vitrine Map , dsrp pic-nic de tena miesona tokoa anie le vahoaka e ,,, zavatra manaitaitra sy tsy mitombona de inona no vokany hoy ianao ???? 7fito taona ngarangidina lengama tsy nahavita ninoninnnn raha oharina amin'ny vola nampiasainy sy ny haben'ny vola azo ,, politika , politisiannn 100%
3. essera ( 10/04/2009 11:08)
Ny tena nampalahelo dia ny filoham-pokontany nahazo fiofanana tao Iavoloha.
Zany rangah ty tamin'ilay kabary famaranana, tena marina ity fa tsy zavatra foronina :

[center]PHRASE IRAY moins de 15 secondes (Ra-8. )[/center]
[center]mira[/center]
[center]TEHAKA MIREFODREFOTRA tsy hay tohaina (filoham-pokontany) + de 15 secondes[/center]

Ohatr zao zany :
[center]:twisted:[/center]
[center]=[/center]
[center] =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>[/center]

Ka raha kabary tokony vita adin'iray dia lasa adin'3 zany vao vita satria voninkazo tsy voninkazo izany.
Tamin'izay aho dia tena ontsa mihitsy hoe sao dia izay ary no tena fampiofanana nomena ireto matoan'ny fokontany ireto. "Vao miteny prezida d mitehaka daholo nareo a".

Ny tena base tamin'io anefa dia ny hanamafisana orina hatrany amin'ny base ny fakan-dra8.
4. Oay ( 10/04/2009 12:20)
essera:

Raha ohatra ianareo ka mba mijery ity fanazavana momba ny UA ity :

http://www.un.org/french/ecosocdev/geninfo/afrec/vol15no3/153ini2f.htm



Izao ny valitenin'ny olona mandalina ry sitlo a! io fa nomeny ny fanazavana ny unité africaine ka manomboka izao ry sitlo d mba mianara ny ataon'i essera MI-SE DOCUMENTER aloha vao mitsolatsolana manoratra!
D mbola hamafisiko ny fahatokisako fa olona cultivé i essera satria jereo izao fahaizany manaporofo ny zavatra lazainy!
OK essera! milay é! d Mbola averiko fa ozy dadanay (tena ilay niteraka ana io fa tsy Marc Ravalomanana) ozy dadanay hoe :"OLONA NATAO HITONDRA LETSY FA TSY HOENTINA"


5. Mirananirina ( 10/04/2009 12:27)
Inona ary ity ry essera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1118