Ho avy hono Ra-8 @ Alahady + Ratsiraka + Pierrot

1. rasobakobako ( 10/04/2009 08:22)
Asa na tsaho io vaovao io fa efa mba henonareo ve ? Hoe efa nanaiky hiala hono i tgv fa tratran'ny pression politique.
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:36
2. essera ( 10/04/2009 08:43)
D ahoana moa izany ny protocole amin'ilay seza eo Mahamasina satria tsy ho antonona antsika mianakavy raha tsy eo.
Ireto olona telo ireto :
- Zafy, Andry, Ratsiraka, Ra8
- aiza ho aiza no mitsangana ilay rasila mijoro ao aorian'ny filoha rehefa misy fahatongavana ireny.
- Dia ny praminisitra nifanesy rehetra koa

Mety ho scène b a.


3. penguin ( 10/04/2009 08:43)
Aleo hiseho ny vaovao marina fa tsy ny tsaho no alefa aloha ry dada a. Rehefa ry zareo no manome vaovao dia miandry izay fahatongavany fa tsy terena hanaraka tsaho ny vahoaka ka mihanahana eny foana amin'ny hoe izao hono izao hono.
4. essera ( 10/04/2009 08:45)
Aleo tsika mitsam mikarakara ny protocole rehetra ra-penguin. Sa sarahana dia samy manao ny azy. samy eo am tribune fotsiny no tanjona ary tsy hisy hanaiky ery amin'ny latéral mantsy no olana kely.


:lol: :lol:
5. salopard ( 10/04/2009 08:45)
ka iza aza no ho vadin'ny Mamanareo @ izy ireo izany:

-I dada Ravalo ho avy
-I dadatoa Ratsiraka ho tonga
-i dadaaivo Pierrot hiverina

I dadabe Zafy miandry
I dadafara TGV mi-resiste


Sa hampirafy izany Mamanareo ??? asa moa .... tandremo sa valaka fitombenana eo a!

tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any @ nenitoa Ifiona, sy nenifara Yuka, ary neniaivo Mirananiaina e!!!

snif...
tchouff...
6. penguin ( 10/04/2009 08:57)
Ampitovizinao amin'ny nataon-dreninao nahazoany zanaka salopard ny raharaham-panjakana izany.
7. xxx ( 10/04/2009 09:04)
ka iza aza no ho vadin'ny Mamanareo @ izy ireo izany:



le kisoa !!!!! ry salopard a!!!!!!!!
8. bazylou ( 10/04/2009 09:36)
dai hiandry an'izao olona efa lasakorzanizao veno atao raharah e!! tssskle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1976