miala any.....

1. ra8enforce ( 09/04/2009 19:25)
manimanitra ny fiverenan'i dada izy izany an,mhhhh ho masaka ihany ity lohan'omby noketrahana ity,sorohy tsara ry zalahy eny ambohijatovo ny hafo kely sisa. :* :* :* :* :* :* :* :* :*
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:03
2. xxx ( 09/04/2009 19:35)
tena manitra mihitsy é ty ny vaovao farany:
19H50- 1 - Tabera Andriamanantsoa a été contacté par Marc Ravalomanana pour être premier ministre
3. xxx ( 09/04/2009 19:38)
aleo averina ihany ny fitondran'i ra8 e,izao efa manomboka soloina akamakama daholo ny ny place important rehetra,toy ny fanoloana proviseur,eny @ hopitaly,PDS ,region,banky,lasa fitadiavan karena sisa no atao hoe fitondrana...
4. ra8enforce ( 09/04/2009 19:40)
ny but hiverenan'i ra8 ho president,raha misy election eo tonga dia vita ny baolina e
5. fijo ( 09/04/2009 20:22)
tsy midika akory izany hoe izy no holasa praiminisitra.mbola noresahina izy,ka asa na hanaiky na ahoana.
6. xxx ( 09/04/2009 20:29)
Tena tsy levon'ny vavonin-dralikiliky le Grevy eo Ambohijatovo!

En plus tena hita oe Olona tsisy valeur daholo ve no mitondra :


- Ny filoha DJ

- Ny tafika entin'ny Caporal sy colonel, voafitra ny Gradés rehetra

- Ny hopitaly nomena genéraliste: voafitra ndray ny professeur+specialiste

- Ny minisitra dia Vongany daholo

- Ny vary 2500fr sy menaka 12500fr lany sahady

- Ny minisitry ny fampianarana Tsy mahay ny statut des enseignants akory

- Ny mpitolona manmboka mioady seza daholo


Tena mihetsika be ny aretim-pon-dRalikiliky de tsy dia hita ndray tato ho ato!
7. fijo ( 09/04/2009 20:42)
hihihi elahy isany letsy
8. xxx ( 09/04/2009 20:59)
le bandy minisitry ny fampianarana iny anie ka bandy vendrana be eh,mpampanao cours no asany taty france,cours au noir koa aza ,aza omena tsiny raha olona vendrana ohatran'ireny no hitondra en temps normal tsy ho lany minisitra mihitsy
9. fijo ( 09/04/2009 21:04)
ka izy anie vetivety no mba eo e,nareo ko
10. xxx ( 09/04/2009 21:18)
julien mpampanao cours eny boissy st leger no misy azy
bandy avy any @ faritr'i sofia lehiben'i assidu,raha mahita an'izany bandy izany hoe lasa minisitra dia tena miteny irery mihitsy,izaho mpanoratra aloha dia efa tafaresaka azy io,bandy vendrana ohatran'ireny no lasa minisitra tena mampiteny ny maona marina e
11. fijo ( 09/04/2009 21:19)
ka rah amahay tsinona manjary tsy azo hambakaina ko
12. xxx ( 09/04/2009 21:24)
le minisitr'i ny communication indray araka ny feo mandeha aty @ region parisienne dia livreur,au moins lery natao minisitrin'ny fitanterana any dago e :-D :-D :-D
13. fijo ( 09/04/2009 21:31)
an an iny tompon'ny madagate,fa tsy livreur izany.izay no hilazako hoe aza mamorina fa izay no efa tsy nekena tamindry tgv
14. xxx ( 09/04/2009 21:36)
tompony madagate lery d'accord aho fa livreur betsaka no efa niteny an'izany eny cachan lery no mipetraka
15. fijo ( 09/04/2009 21:40)
eny e liveur izy fony vao tonga teto,fa avy eo izy nahita zavatra hafa natao.
16. ravalotgv ( 09/04/2009 22:58)
matahiora agnao rahampitso koa gnany fa rahefa mitagna aza milefa :) :) :) :) :) :) :) :)
17. mihitsy ( 10/04/2009 08:24)
xxx:

Tena tsy levon'ny vavonin-dralikiliky le Grevy eo Ambohijatovo!

En plus tena hita oe Olona tsisy valeur daholo ve no mitondra :


- Ny filoha DJ

- Ny tafika entin'ny Caporal sy colonel, voafitra ny Grad�s rehetra

- Ny hopitaly nomena gen�raliste: voafitra ndray ny professeur+specialiste

- Ny minisitra dia Vongany daholo

- Ny vary 2500fr sy menaka 12500fr lany sahady

- Ny minisitry ny fampianarana Tsy mahay ny statut des enseignants akory

- Ny mpitolona manmboka mioady seza daholo


Tena mihetsika be ny aretim-pon-dRalikiliky de tsy dia hita ndray tato ho ato!




tsy aleo ary filoha DJ toy izay mpivaro-dronono?
18. xxx ( 10/04/2009 09:43)
Mba tsy lasa lavitra koa ny sainareo zany, ny mpivaro-dronono mamelona ny ekonomia, ny DJ mamelona makorel "foza", zay ange le hoe foza ny mpnaraka ny DJ e! le mpanoratra io koa zany zao foza, sur mihitsy! ary NUL ambakain'ilay mpivaro-dronono :-D :-D :-D
19. bazylou ( 10/04/2009 09:47)
fa angaha tsy ekonomia daholo ireo na dj na makorela , na tiko na mpivaro dronono sy ny abobony ???
KA na tianao na ts ytianao dia dj izao ny eo e!! ny mpivarotra aboba efa lasan'ny kary e!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. fijo ( 10/04/2009 20:03)
DJ tsy misy diska???izoa mandihy ampitoerana tsy misy hira akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0895