Tsy mila misaron-tava satria tsy fosika
1. Noue
(
09/04/2009 16:15)
Les femmes légalistes renforcées par les femmes de gendarmes, de policiers et de militaires font une grande marche vers les ambassades et représentations internationales
[URL=http://img4.imageshack.us/my.php?image=madagascar090409ambohij.jpg][IMG]http://img4.imageshack.us/img4/3167/madagascar090409ambohij.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img210.imageshack.us/my.php?image=madagascar090409ambohij.jpg][IMG]http://img210.imageshack.us/img210/3167/madagascar090409ambohij.jpg[/IMG][/URL]
tsy mila misaron-tava ireo vadin'ny miaramila, zendary, polisy satria tsy fosika fa tena ireo ry zareo eee ! tsy oatran'ny an'i tgv oe misarom-boaly !! satria iza moa ireny vehivavy nalainy niandoha laharana ireny???
dia inona koa ny vaovao?
Suite à la décision de la Banque Mondiale par rapport au contexte politique actuel, le Projet PIC (Pôle Intégré de Croissance) cesse ses activités
[URL=http://img359.imageshack.us/my.php?image=picprojects.jpg][IMG]http://img359.imageshack.us/img359/3272/picprojects.jpg[/IMG][/URL]
http://www.topmada.com/2009/04/09/les-projets-de-poles-integres-de-croissance-pic-annules/
ary ny manaraka??
Les 35 000 tonnes de riz arrivés à Toamasina ont été importés par Marc Ravalomanana et ensuite réquisitionnés par la HAT selon le député Harinaivo Randrianatoandro du TIM

novalian'i fijo ny 09/04/2009 20:39
2. xxx
(
09/04/2009 16:25)
Ankoatr'ireo vaovao ireo re dia ny andro mafana zao e! mahafinaritra ery. Sady handeha rns koa dia mba falifaly e. :)
3. KALACK
(
09/04/2009 16:32)
vao nanokatra anle jereo eto nataon'i Noue ko aho de le RAZILY donto be no hitako voalohany aloh de tapatsinay kely ah aloha vao nahavaky
4. xxx
(
09/04/2009 16:32)
mbola aiza ny hanjo azy é! @ zao androny tgvôtany zao no misy milaha-bary sy menaka ny olona.
5. xxx
(
09/04/2009 16:33)
nilahatra tao koa ny vadikelin'i rakotonandrasana noel sy Ndrinarijaona,mmmm,dia tao koa le sipan'i coutiti t@ 2002, :roll: :roll: :roll:
6. Noue
(
09/04/2009 16:48)
KALACK:dia inona zao no maha donto an'i razily eo ry KALACK ??? moa ve mba nisy sahy nijoro oatrazy t@ ireo jiolahy niaraka t@ tgv ? tssss !!! jiolahy, mpandromba, mpandoro sns no mba hita fa tsisy sahy nihatrika tahaka an'i razily io ee !!
vao nanokatra anle jereo eto nataon'i Noue ko aho de le RAZILY donto be no hitako voalohany aloh de tapatsinay kely ah aloha vao nahavaky
7. Noue
(
09/04/2009 16:49)
sady iza oa ireny oe vehivavy nisarom-boaly tsy sahy niseho masoandro niandoha t@ ireny filaharana nataon'i tgv sorona ireny???
8. Oay
(
09/04/2009 16:53)
Tsara ilay afisy an! sady hita fa mitovy ny isan'ny mpandehantongotra sy ny mpivarotra ery @ sisin'arabe ary ny mpilahatra.
10. zoam
(
09/04/2009 17:47)
maro an'iereo vadina miaramaila iereo anie no sipan'ny lehibeny e ,tena maro izany cas izany ,indrindra ireo vadina miaramaila mipetraka eny @ camp,sipana debadeba eo na dia hoe lieutnant aza no vadiny.
11. xxx
(
09/04/2009 17:49)
KA TSY NISARON-TAVA SATRIA TSY MATAHOTRA IREO MAFIA RAVALO INTSONY
T@ ANDRON'NY RAVALO DIA TONGA DIA VOAROAKA @ ASA na midina GRADY ny vadinao na any TSIAFAHY raha tsy misarontava ka fantatra ianao

12. Oay
(
09/04/2009 17:52)
Noue:
zay ilay olana @ Oay!! tsy mahay manavaka :^) :^) :^) :^) :^) :^)
Ka jereo tsara ilay afisy napetak'i Noue fa tsy mifanahatsahana ary ve ny isan'ny mpilahatra ety afovoan'ny arabe sy ireo mpivarotra miaraka @ mpandeha an-tongotra ery @ sisin'ny arabe.
Ny olan'i Noue wa d mbola averiko hoe fanatisma kanefa moa tsy omeko tsiny i Noue satria efa voazara ny andraikitra ka ny olona toa an'i Noue d mpametaka afisy no sahaza anazy é!
13. zoam
(
09/04/2009 17:59)
tena vadina rasily daholo ve iero milahatra ireo fa tena mahagaga mantsy raha ny habetsany nefa tsy dia betsaka ihany noisan'ny miaramila eto tana sa manao polygame koa ry lerony e