Union Africaaine fa tsy Unité Africaine
1. sitlo
(
09/04/2009 15:55)
Mba manao fanadihadiana ara-toekaren'ny UA hono nefa ny fanalavana azy aza dia efa diso.
Hita mihitsy hoe tendrim-po izay tonga ao an-tsaina fotsiny no soratana fa tsy misy hevi-baventy azo raisina akory.

novalian'i Oay ny 10/04/2009 08:08
2. Oay
(
09/04/2009 16:09)
raha ny fahitako indray d métaphore io nataon'i essera io!
za anefa no mahita an'izay a!
ny mahatonga ana miteny an'izay d hitako ihany hoe "cultivé" ihany i essera ka tsy zavatra takatrin'ny kely indrindra toa ireny no anaovany hadisoana!
Asa anefa!
d somary alalino anie ilay unité africaine é! mba tsy ilazana hoe l'unicité africaine!

4. xxx
(
09/04/2009 16:33)
hoy sitlo oe ::
ppfffff !! ssssssh ! nemportekoa
Mba manao fanadihadiana ara-toekaren'ny UA hono nefa ny fanalavana azy aza dia efa diso.
Hita mihitsy hoe tendrim-po izay tonga ao an-tsaina fotsiny no soratana fa tsy misy hevi-baventy azo raisina akory.
ppfffff !! ssssssh ! nemportekoa
5. Noue
(
09/04/2009 17:27)
Oay:tsy oatran'i Oay ve ee ???
ny mahatonga ana miteny an'izay d hitako ihany hoe "cultivé" ihany i essera ka tsy zavatra takatrin'ny kely indrindra toa ireny no anaovany hadisoana!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Oay
(
09/04/2009 17:57)
Noue:
Oay:tsy oatran'i Oay ve ee ???
ny mahatonga ana miteny an'izay d hitako ihany hoe "cultivé" ihany i essera ka tsy zavatra takatrin'ny kely indrindra toa ireny no anaovany hadisoana!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Raha tsy mba manana culture kely ry Noue tsy afaka mahita fa ny olona iray d cultivé a!
Ary ny fayot d mbola averiko fa minouenoue no asany hihihi...
8. essera
(
10/04/2009 07:53)
sitlo : misaotra anao amin'ilay fanitsiana. Nefa na izany aza tsy midika hoe tsy miteny ny ny unité africaine satria :
unité = Caractère de ce qui forme un tout.
Tsy hoe tsy manaiky diso aho izany fa mahalaza ihany io, ary araka ny notenenin'i oay oé rehefa tonga unicité izy vao tena miova be amin'izay ny heviny fa mifanohitra tanteraka amin'ny ilay izy.
Ny union africaine koa izany vao tamin'ny 2002 no nitsangana moa izaho efa tamin'ny 1990 ary no afaka baka. Ny cepe efa lasa lavitra be ka tsy manam-potoana firy nanaovana hoe : alavao hoe ny UNESCO, OUA, etc...
Efa kandra izao no masaka ao an-doha fa ny serasera koa anefa tsy avela mba tsy hahabado be loatra d meezan sitlo avy eo.
:-D :-D :-D :-D