efa tonga eto dago ny soldat sadec

1. xxx ( 09/04/2009 13:03)
efa tonga eto dago ny soldat sadc ,ireo commando d'elite premier vague, manao reperage ny cible sy micontacter an'ireo soldat legaliste.Selon nos information sous couvert anonymat,efa tsy ho ela dia hilavo lefona ny capsat.
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:10
2. xxx ( 09/04/2009 13:35)
Tu regardes trop la television et les films mon gars

sous couvert na anonymat sa sous couvert XXX

za koa xxx fa dia izay zany e!

3. xxx ( 09/04/2009 14:00)
ssssss,calme ianao fa mbola eo hampandresena lahatra ny GP ny commando sadec,e tena sure io
4. xxx ( 09/04/2009 14:41)
marina izany f'efa tonga ny sadec eh,raha izany ve ny vadina miaramila efa milahatra fa tsy mahavita azy hono ny capsat,kely aina pistole sy kalaky eta tonta no mba fitaovana ,ny maizina mitondra basy lava sy tafondro mahery vaika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. mion ( 09/04/2009 14:58)
EFA NISY AVION CHASSEURS NISIDINA TANY DIEGO T@ JEUDI TEO NANAO RECONNAISSANCE
6. antiosymaint ( 09/04/2009 14:58)
Ianao xxx io mitsy no ho faty voalohany eto raha tonga eto ny SADEC

NY tsy azonareo an-tsaina amin'io manafatra SADEC io anie dia tsy ho vitan'ny hiady hiaro ny tanindrazana ny tafika malagasy fa hisy koa ny fanadiovana ireo SIVILY OSY MAINTY mpamadika tanindrazana e!

Izay no atao hoe GUERRE CIVIL, ary tadidio fa efa nisy olona naminany fa hitranga izany : Hoy ilay Pasitera (radio 98.2) tamin'ny desambra 2008
1/hianjera amin'ity taona 2009 ity ny fitondran-dravalo
2/ hisy ra mandrika sy ady an-trano ka mbola betsaka noho ny tany Rwanda (500 000 morts) ny olona ho faty.

KA MIOMANA ISIKA
7. xxx ( 09/04/2009 15:20)
efa mikotsana mafy mihitsy ny Capsat ,micross manodidina ny camps,manao abdominos,pompe maro isan karazany,formation komando e,vatolampy azo handihizana tsara e.
8. Mirananirina ( 09/04/2009 15:29)
Marina ve izany e,dia be indray izany ny metisse amin'ny tanàna a.
raha izany ve ny vadina miaramila efa milahatra fa tsy mahavita azy hono ny capsat,kely aina pistole sy kalaky eta tonta no
:lol: :lol: :lol:
9. xxx ( 09/04/2009 16:05)
tsy tadidinareo angaha ny resaka aferafera teny amin'ny village de jeu t@ jeu de francophonie 1997,tena nitondra faisana mihitsy ireo efa za draharaha nanaovan'iereto atleta maizina iereto,vao maika ny soldat sadec,dia efa miomana ianareo vadina capsat :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
10. KALACK ( 09/04/2009 16:41)
ZAO ANIE NO ATAOKO OE AZA DE AMPIJEREVANA FILM COMMANDO SY HORERA RENY BE LOATRA NY ANKIZY FA NY LEHIBE AZA TY VOANY
11. milamm ( 09/04/2009 18:15)
vetivety ihany io rehefa voalamina ny afovoan-tany dia hipaka any @ faritany rehetra ny tetika ary hanara-maso ny fikarakarana ny fifidianana sisa rehefa tafaverina ny filaminana,ny afrikana rahalahy indray no sarotiny alohany tafika malagasy tsy misy hazon-damosina le,mangalà seza milamm daoly fa tsy ho ela io e,aleo @ izay amboarina ireto ex-resep ireto ary tsy adala akory ny tafika vahiny mpampandry tany hamantatra sy hanavaka ny sivily sy ny mpikomy sy mpampihorohoro fa misy foana ny reconnaissance stratégique an'ireo lasibatrany de ny kapisaty fa tsy ny vahoaka,tsy ho afaka hitsoaka any @] vahoaka intsony ireo kapisaty fa ho latsaka am-bovon'ireto maty hanina.Mbola hisy fampitandremana farany avy @firenena mikambana Afrikana iaraha-maheno ho an-dry zalah ireo a,leo aloha hazava fa hery ihany teny azo ifandraisana @ ry zalah reo ka misy farany raha jiaby,izany akory tsy midika fa ho faly @ rà mandriaka aho fa kosa andro famaizana ireto mpikomy ireto izao noho ny génocide efa vitany t@ tsy manan-tsiny rehetra hatrizay 1975-2009
12. fijo ( 09/04/2009 20:58)
hono aloha izany
13. xxx ( 09/04/2009 21:03)
efa tonga eto ka commando d'elite hanampy ny militaire legaliste,ary tsy hipoitra mihitsy ireo commando ireo fa ny samy gasy no hifanamboatra, jereo tsara efa lasa paranoia be mihitsy ndrinarijaona?
marary kibo lava ny sasany ao @ capsat mamo lava mamono eritreritra fa matahoatra mafy
14. fijo ( 09/04/2009 21:06)
hihiihi aza dia mamorina letsy fa izay no tsy nekena tamindry TGV an
15. xxx ( 09/04/2009 21:21)
ory fijo an,mino ahy fa tena misy raha hafahafa io,toton ko miaramila legaliste ary efa 1mois izy tsy micontacter ny vady amanjanany fa en mission
jereo tsara fa efa lasa paranoia be mihitsy ry cemgam fopla satria mbola maro ny soldat tsy hita niaraka ny arme
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=25706
16. fijo ( 09/04/2009 21:30)
tsy mivoaka le izy,za tsy mba mino zavatra rah atsy mahita ka hialako tsiny ny hono hono
17. xxx ( 09/04/2009 21:35)
marina izany fa aleo aloha ry lerony hiasa mangingina any dia @ izay misy surprise e sa ahoana ,sady ny capsat izao variana mikotrana mafy mihitsy hihihi :-D :-D :-D
18. fijo ( 09/04/2009 21:42)
aleo mihintsy hita hoe iny misy zavatra vao miresaka,toa izay hoe"misy firenena efa vonona ny hanome 50 000 000$ nefa izao ny menaka sy varin'ny tiko no hangalarina hamidy.
19. milamm ( 10/04/2009 06:30)
marina izany fijo fa hono raha tsy hita ,efa eo ampikotrehana aloha fa tsy mipetraka fotsiny @ izao ny SADC,UA,ary ny frantsay sy ny bekintana ary alemaina manaramaso akaiky ka mila vaha-olana haingana ny rehetra manoloana ny barofo
20. fijo ( 10/04/2009 20:10)
fantatro aloha ,fa misy andiana miaramila miketrika zavatra any,izay no mahamay andry zalahy hitady ny generaly (cemgam) teo aloha.ka aleo aloha ireo hanao izay ataony any,fa sao lasa toa an'i bolo eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3266