Nanonofy TGV ary voataingin'ny TGVendrana ny vahoaka

1. penguin ( 09/04/2009 10:07)
"Train à Grande Vitesse" no nofy ary voasasa loha fa hisosa mafy sahala izay ny rehetra. Amin'izao dia tena tafiditra ary amin'ny toerana saingy tsy mandeha ary tsy voatosikin'ny CAPSAT ny mpiasam-panjaka sy ny sehatra hifandraisana rehetra. Tsy vitan'ny CAPSAT ny mampiodina ny "machine administrative" ary raha diso izany dia porofoy raha toa misy milamina ny asa-panjakana. Tsy vitan'ny CAPSAT ny hitana ny mpivaro-bary 2.500fmg tsy hamoaka azy ivelany ka ny mpilahatra indray no tsy mahazo. Fitaovana ny CAPSAT saingy voafetra ny sehatra azony hidirana. Tsy vitan'ny CAPSAT ny hanery ny fikambanana iraisam-pirenena sahalan'ny nataony ny hialan'i Ravalomanana teny Iavoloha ka hoe mifandraisa aingana @'ity FATy na Fahefana Avon'ny Tetezamita ity. Ary tsy vitany koa no manery ny mpiasan'ny "Banque Centrale" hoe miasa faingana sao tifirinay na koa ny mpiasan'ny MFB (Ministère des Finances & Budget) tsy hanampy tosika ny eny Ambohijatovo. Ny vahoaka voasasa loha amin'ny TGVendrana izay sady tsisy vatany no loham-balala taritim-potsiny no voataingina ka eo rehefa tsentsin'ny tsy fandinihana na faly mahazo eo no ho eo ihany ny fananan'ireo voaroba.
novalian'i ngoiha ny 11/04/2009 06:04
2. andrywui ( 09/04/2009 10:10)
Ny mahafinaritra aloh ry lety de ny nahazahoan'ny Fanjakana vola avy vondron'ny tany miteny frantsay vola hampiodidinana ny machines admin zany a!!! efa tena tsara aloh zay !!! ka wna hitatata sy hiantso anjombona eran'ny tanana eo aza elah de ny TGV mirifatra ho any amin'ny Fanpandrosoana ny firenena foana !!! na de finganlah isany aza
3. penguin ( 09/04/2009 10:14)
Tsy mandeha ny TGVENDRANA ary tsy maintsy miala ry donto kely. Tsy miasa ho an'elah ny mpiasam-panjakana hatramin'izao. Porofoy raha diso f'aza marary fo. Jereo hoe ampahafirin'ny mpiasa no ao ny hariva ary firy ny maraina. Porofoy ary manomeza Ministera iray.
4. andrywui ( 09/04/2009 10:21)
Ka izay tenin'i penguin zay mihitsy ane no hanomezan'ny olona vola ny Fanjakana aloh zao ee! zay de voavaly izy !!! tsy misy mpiasa miasa fa sahirana ara-bola ny Fanjakana de omeny firenena lehibe vola hampiodina azy !!! mazava ane zany !! solution tena tsara zao zan efa manangasanga zany !!! faharoa ::::: iza moa no nangalatra cny vola rehetra sy wnanao tantely afadrakotra tao am tresor sy ny bank central tao ????? iza ????? ko no xrehefa nahavoa de maneso sy mila vaninnnn ndray !!!! fa tsy averina aloh xze nangalarina !!!!
5. papala ( 09/04/2009 10:27)
Fa ngaha ny FRANTSAY HANOME HANAO FOTSINY AN'IREO VOLA IREO RAHA TSY NISY TAMBINY ? FRANTSAY? NY ALIKANY AZA LAZAINY FA MBOLA AMBONY NOHO NY MALAGASY ! EFA FANTATRY NY MALAGASY 22MILLION NY TANTARA nanomboka t@ 1800 ka sao de mirediredy eo! TGVendrana mihintsy efa taraiky be. TENA DONDRONA ( tena kilasy de 2nd marina no niala), ka manao jiolahimboto fotsiny. nampiasa CAPSAT!
6. andrywui ( 09/04/2009 10:33)
Ka no mbola nagataka tany koa Ravalo , ratsiraka , zafy , ratsirahonana , tsirananan , .... nefa ef hayb zany !! zay mpitondra eo ry vendrana tsy maintsy misakelika an'i frantsa daholo fa aza manonofy sy xmirediredy a!!!
7. penguin ( 09/04/2009 10:37)
Ny zava-misy dia tsy mandeha ny "Train à Grande Vitesse" eritreritra satria tsisy vatany, tsisy làlany, tsisy inoninona fa mbola fanampiana sy hataka any Frantsa no hantenainy. TGVendrana no misy
8. andrywai ( 09/04/2009 10:48)
TGV mandeha rora io ry penguin. Izay manaiky hiaino revin-gadra no sahirana sy hanantena tsy misy eo. Tsy minoa fotsiny ihany ny ezakao sy asanao fa manantena ny TGV mandeha rora ary tena tsy misy fa mbola hiandrasana fanampiana.
9. papala ( 09/04/2009 10:53)
I R8 matoa niteny t@ frantsay dia ny mba hamalian'ireo frantsay soa noho ireo zava-dratsy nataony t@ MALAGASY (colonisation). miverena mianatra TANTARA! fa manjary mihemotra foana ny MALAGASY raha izany1 FA raha ze frantsay TSY HANOME VOLA HANAO ZANY EO RAHA TSY MISY TAMBINY!
10. penguin ( 09/04/2009 10:55)
Efa eto hampanalana ny TGVendrana mhintsy izao ny vahoaka mahatsiaro tompon'andraikitra. Mitaingina ary mikapoka mafy ny TGVendrana satria tsy tafavoaka ny tiany hatao. Haingana hampanjerana fa tsy misy mandeha hatramin'izao ny asa fampandrosoana nolazainy fa ny fanohizana ny asa natombokin'ny Fitondrana teo aloha no hakany rehareha.
11. xxx ( 09/04/2009 11:12)
aza hamelana penguin a,esory eo io tgvendrana io ,manamaimbo ny tananana fotsiny tgv oust oust
12. essera ( 09/04/2009 12:25)
Penguin a, ty mba misy fanomezana omeko anao manokana :

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49dde7dd4823d

Dia mba mahaiza misaotra.
13. xxx ( 09/04/2009 13:22)
mitombo hatrany ihany mangidy ho entiny ry tgvôtany zao d tsy misy mety mandoa hetra zany tsony ny olona ka asa indray zay ho ataony! tsy maintsy miala teo io wa!!!!









14. fijo ( 09/04/2009 21:18)
hitety trano "hono" izao ny capsat haka hetra ko.
15. ngoiha ( 11/04/2009 06:04)
Tsssssssssssssss aza mba vendrana mitovy am'drwiwiwi ihany woa.Tsy mba misy saina hisondrotra mihintsy fa dia ny HIBOTETAKA FOANA IHANY.Efa tamin'ny taonjato fahagola no VOAZANAKA DIA EFE 2009 MBOLA ZANAHANA IHANY.F'AGAHA NY FRANTAY ANOME MAIMAIM-POANA NY VOLANY EO RY LE DONDRON'TIA.TSY MAINTSY NY FANJAKANA MALAGASY IHANY NO VIZANINY EO;
TY EFA TONTO MIHINTSY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2646