Ho tafavoaka ny tonelina i M/car, hiodina ny machines admin

1. KALACK ( 09/04/2009 10:04)
Re izao fa efa eo ampamoahana vola hanampiana an'i Mcar vonjy rano vaky na hampiodinana ny machines admin haingana ny vondron'ny firenena miteny frantsay , tapaka fa ho alefa haingana ts misy hatak'andro aloha ny ampahambola voalohany mba handehanan'ny fiainampirenena amin'ny laoniny , indrindra ny ara-tsosialy sy ny Fandriam-pahalemana izay laharam-pahamehana ,ho soniavin'ny roa tonta ny fanampiana miaka ry ho avoaka haingana araka izay azo hatao ny filaharan'i M/car , amin fivoahan'io vola be io ,De aza mialona ny Tim
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:48
2. xxx ( 09/04/2009 10:06)
milay zany ben a!!!!!!

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
3. andrywui ( 09/04/2009 10:07)
Raha misy ampahany tonga fotsiny ange aloha zany vola zany defa tsara ry kalaky e!!!!! miaina aloha ny fanjakana zany kléé !!!!!
4. penguin ( 09/04/2009 10:11)
Mampanonofy sy mampandeha ny "Train à Grande Vitesse" tsy misy elah isany. NY TGVendrana TSY MANDEHA ARY TSY MAINTSY MIALA satria zava-poana.
5. hery ( 09/04/2009 10:16)
:-)

fampandriana adrisa fa tsisy vola ho tonga izany eo...
6. andrywui ( 09/04/2009 10:17)
aza mialona marina ry penguin refa mba niodina ny mach admin fa innnn ary ty atao !!! sa tsy mahafaly an'i penguin anga ra mba mandroso i Gasikara sa tsy any ianao no mpetraka de tsy maharary amzany !! nemportekoa !
7. xxx ( 09/04/2009 10:20)
ilaozana mangataka etsy sy ero ve?,efa hita fa tsy ekena tokony manaja tena
sady mandany fotoana no vao maika mampahantra an'i madagasikara
8. andrywui ( 09/04/2009 10:23)
ary ravalo angah tsy fantatri xxx fa mandé 4fois na 3fois par semaines koa mangataka vola sy mindrana eran'ny tanàna ??? sa tsy tadidy zany ??? sa ref ny olon no manao de vorondolo fa ref Ravalo no nanao anzay de vorotsoa ??? nemportekoa !!!
9. penguin ( 09/04/2009 10:25)
TGV mandeha amin'ny hataka izany fa tsy zava-misy ary mampiomehy fa mbola tsy an-tànana ny vola dia efa mibitaka ary mampanantena olona. Aiza ty "machine adm/ve" resahinao mandeha fa tsy misy inoninona mandeha aty Madagasikara izao ?
10. andrywui ( 09/04/2009 10:35)
Mbola ampiketrehina ny vola ry nandra ny olona fa kalma fa aza entimpo a!!!! ho avy izy fa tsy azo laizina !!!ha ha ha
11. xxx ( 09/04/2009 10:37)
i ra8 @ maha president azy ho hangatahiny hampandroana ny fireneny fa ny an'i tgv,hampanaiky an'i firenena rehetra fa tsy coup t'etat no nataony,dia avy eo mangataka etsy sy eroa
lany sahady angaha ny vary sy menaka nangalarina ka tsy misy intsony ny tahiry,te hanao aminy eo mbola aiza no hanjo rehefa tsy misy saosy intsony eo hividianana an'i capsat.
Raha manampy ny onu sy ny firenena resaka humanitaire.
12. papala ( 09/04/2009 10:38)
LAINGA BE NDRAY ZAO ZANY! FA EFA MIANDRY NY VIDIN'NY FORCE ONE RY ZAREO DE mody atao an'izany! FANJAKAN'NY MPANDAINGA GAIGYN'ALIKA :twisted: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
13. xxx ( 09/04/2009 10:44)
aiza le 50millions dollard nampanentanaina teo @ 13mai hihihihihih sa vidin'le aire force one ,le menaka sy vary morabe moa dia efa mazava fa vary nangalarina tao @ tiko,olona ohatran'izany ve no mba hantenaina hitondra firenena :-D :-D :-D :-D :-D
tohizo fa tsara e
14. reeves ( 09/04/2009 10:48)
Ny tsy hampiodina ny machine administrative anie ry zalahy tsy ny hoe fahatongavan`ny vola avy amin`i Frantsa na tsia e ! Afaka manome izy raha tiany izany , fa ny mpiasa mitokona mihitsy no tsy hampiodina ny machine administrative nohon`ny antony izay efa fantatr`ialahy isany !
15. tovolahy007 ( 09/04/2009 11:55)
kalaky> hahahaha, Ar100 au lit.
Asaivo ireo mpisam nokaramainy lisany reo lety no mampiodina azy a. Sady mety hiodina tsara izy satria toa betsaka ihany ry zalahy reny ko.
16. KALACK ( 09/04/2009 16:24)
Rehef ts hiasa ny mpiasampanjakana de dakana hiala tany ze be vinany kou inona no olana amzany ee, miala tany de soloana zay mazoto avy aty am sisiny be no manampahaizana ts mahita asa , zavatra tsotr zany fa ataovtov eo ihany
17. fijo ( 09/04/2009 21:23)
ny loza anie ry zalahy dia itye,ny capsat tsy azo apetraka any anaty birao hiasa fa sady tsy mahay manoratra,no mamolava.
18. eightman ( 10/04/2009 09:15)
oka izay le tsaho e!!! ampiasao google dia hitanao ao fa amin'ny 24 avril ny session ordinaire manaraka hanomezana vola na tsia fa hatramin'izao aloha dia suspendu ny firenenareo !!!
19. bazylou ( 10/04/2009 09:48)
izay mihitsy ratgv a! ze tsy tia dia miala tany fa tsy ilaina ; efa izay akoa anie no mahzatra teo e!! samy mametraka ny ekipany.!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528