Vavolombelona momba ilay fanjakana jiolahy
1. nancy
(
08/04/2009 21:36)
Itony koa mbola anisan'ny temoignage fa fanjakan'ny jiolahy ny an'i tgv.
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/temoignage-sur-le-regime-de-terreur-de-andry-rajoelina-au-trocadero-04042009-vid
novalian'i nancy ny 09/04/2009 16:19
2. nancy
(
08/04/2009 21:38)
Azafady fa tsy feno ilay izy teo.
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/temoignage-sur-le-regime-de-terreur-de-andry-rajoelina-au-trocadero-04042009-video_dce04fc36.html
3. essera
(
09/04/2009 06:08)
nancy:
Azafady fa tsy feno ilay izy teo.
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/temoignage-sur-le-regime-de-terreur-de-andry-rajoelina-au-trocadero-04042009-video_dce04fc36.html
Tena nojerena hatramin'ny farany mihitsy ilay izy fa misaotra tamin'ny information. Mba fanontaniana kely apetrako amin'ny Nancy, notsongaiko tao amin'ilay séquence vidéo :
Mitondra tomobilina afaka adin'iray : Izaho izao mitondra ny tomobiliko toa tsy manino izany fa mody aho tsy manana ahiahy.
Savaina foana eny an-dalàna TGV sa TIM, avy eo vakiana ny parabrise : aiza ho aiza eto an-drenivohitra ry sy no misy an'izany am zao fotoana fa mba andeha ho any aho.
Miaramila miarak amin' pick-up en position de tir couché : Dia aiza koa no misy an'io fa raha ny tadidiko farany dia teo Akadimbahoaka eo am lalamby efa tany am 8 na 9 mars lasa angamba izany.
Mivoaka adin'iray dia tsy fantatra rehefa miverina izay hiseho : Mivoaka ny trano ohatra ny olona rehetra aho amin'ny 6 maraina miverina ao an-trano aho amin'ny 6 hariva toa ny eo ihany no eo fa tsy misy miova izany.
Tsy misy afatsy radio fampiadiana : Misy karazana radio maro eto Madagasikara, raha eto Tana fotsiny dia manaova recherche automatique enao fa tsy latsaky ny 20. Ny mahagaga dia hoe tsy misy radio afa-tsy fampiadiana fotsiny. Azo atao ny mihaino Radio fahazavana, na Mre, na viva, na ma-fm, na rta.
Sakafo tsy mahita firy intsony : Sao dia lainga kosa fa ny mpividy aza no miavona amin'izao fa dia manitatra kosa. Sao dia hoe tsy miantsena afa tsy tany am grande surface izy dia tsy misy ividianana satria ireny tratran'ny fandrobana.
Tsy afaka mankany antsena na analakely : Mahagaga ihany izany, isika eto an-toerana angamba dia afaka manamarina an'io raha tena tsy afaka mankany marina fa ny valala NISY ny mpilaza mahay.
Maire-ambohimanala : Mipetraka eny akaiky eny mihitsy ny tenako fa dia mahagaga mifanena aminy fa tsy nandre taminy izany zava-niseho izany. Ary na ny namako miara-miasa aminy aza mbola tsy nilaza an'izany tamiko mihitsy.
Fehiny :
Le 04 avril io vaovao io no nivoaka. 5 jours passés izany. Misy ny zvtr azo noraisina marina noteneni'ilay ramatoa fa DRAMATISE be loatra ilay zavatra ary misy zavatra efa dépassé be mihitsy toy ny pick-up sy ny miaramila.
mba teneno ihany izy ry sé hoe actualiser-o kely hoe ilay izy, ary mirary fahasitranana ho an'ny zanany aho.
Misaotra é.
4. ralevazou
(
09/04/2009 06:26)
Marina daholo kosa ireo kôzy reo: :@
izaho anisan'ny vaky parre-brise sy voaroba tao anaty fiarako: telefôn telo,papier tôm bil rovidrovitina, vola fito millions(fmg), sy ze zavatra azo nalaina tao anaty fiara :evil: avy eo rahonana oe tony le nanana tam andron dada fa aleo alaintsika ny azy. De oe ndana am zay elah mandé fa doranay eo io vam n là io! :snif:
Taiza ary oviana :!: : Ambatoroka sampanana Ambohipo! Barazy hono, andro am fito s sasany ariva avy niasa. Tamin andron' fanaporofoana fa fanjakan jiolahimboto. Andron'ny fandrobana magazay sy zone...
Momba kapisaty: No comment! Miaramila foza orana ny ankamaroany :p
Aza tezitra fa tezitra lavitra noho izany ireo victime fandrobana sy fandorana entanaan tapitrisany ireo! Bonne journée à tous! ^:^ ^:^

5. ravatorano
(
09/04/2009 07:04)
raha amizao aloha dia malalaka ny fifamoivoizan'ny olona eto Antananarivo
tsisy fisavana fiara izany,tsisy fiara voaroba izany ary tsisy miaramila manao couchez-vous izany fa raha hoe mandeha 4x4 gris dia ekeko.
raha ny maire ambohimanala dia tsy reko mihitsy io resaka io na dia mipetraka eny andoharanofotsy aza aho.
ka tsy haiko aloha ny fahamarinan'io loharanom baovao io :wink:
ralevazou< tena nampalaeolo tokoa ny nahzo anao raha izany :x

6. xxx
(
09/04/2009 09:31)
Hono hoa tsika ve kristianina sa mpanompo sampy?Inona no tianareo Andriamanitra any an-danitra sa osy volamena?za alo de menatra @ reny osy volamena sy fanompoan-tsampy be reny e!!!!!Madagasikada ve de hitsahina? asiana dian-tongotra? zarazaraina?Zany rehefa manao ratsy é.
Nareo ihany no nahatonga izao zavatra rehetra zao, mangina ry TGA.
Aza manasa atidoha fa tsy mamely é.

7. papala
(
09/04/2009 10:04)
Tena misy mihintsy io fandrobana io eto analakely, fa ny fisehony dia oh'izao : misy andian-jiolahy dia izay mifankahitsy aminy eo no tonga de endahiny sady miteny izy ireo hoe "'itony zany lay TIM?" ireo jiolahy ireo de tena menamaso be reny sady romotra be, fa efa betsaka no tratrany, ny mpiaramiasa aminay t@ 07/04/09 no tratrany nefa @ 4ora hariva be zao. fa tsy nisy afa- nihetsika ny olona fa natahotra.
8. nancy
(
09/04/2009 16:19)
Matoa iny ramatoa iny sahy nijoro niteny an'ireny dia izany no zava-misy.
Violences sy horohoro rehetra ireny kosa ve no mitranga dia lazainao fa mbola no-dramatisena ihany. Ny mpanohana iringiriny an'i tgv jiolahy sy mankahala tanteraka ny pro-Ravalomanana dia minia tsy mijery sy tsy mihaino sy mody tsy mino fa ireny no zava-misy.
Ny fianakavianay (ary elao lazaiko eto ny toerana sao indray lazainao fa lainga, teny Ambohipo) dia tratran'ny fanakanana fiara eny an-dalana ary nangalan-dry zalahy vola, tsy miala eo raha tsy izay tediaviny no azony.
Ireny miaramila be gesta vao nahita basy ireny kosa aloha de hitanay mihitsy mivezivezy amin'ny 4x4 m-panjakana miparitaka eraky ny video e. Iny indray tsy azonao maskena ny masonay. Sa montages koa ireny videos ireny?
Ka normal anie raha mitebiteby kosa, tsy fantatrao mihitsy izay mety hitranga afaka adiny 1 raha ireny zavatra nitranga rehetra ireny.
Tsy fantatro ny momba ny mairen'Ambohimanala, fa matoa dia tsy nahenoheno izany ilay resaka dia mety mitombona ihany ilay nolazain'ilay ramatoa fa ALEO MIHITSY MANGINA raha mbola te HIAINA e. BETSAKA ny azon'ny TSINDRIHAZOLENA fa TSY AFAKA MITENY, na MANGINA fotsiny.

essera: