Fahavoazana navelan'i jade.Inona no ataon'ny fanjakana fôpla

1. bozyboleta ( 07/04/2009 14:57)
Ny RNM tsy mande any @ faritra mbola tohin'ilay nandorana azy nefa ireny no tena fitaovana nanaovana antso avo ny mponina isaky ny misy siklôna.
Ny tahiry vonjy taitra any @ ireo toby BNGRC noroban'ny maramila gasy minataiparasy mpangala-pinana.
Ny vola tsisy natokan'ny Hazo Amoro-Tevana hiatrehana izany ao @ kitapom-bolam-panjakana satria tsy laharam-pahamehana.

Ny any avaratra atsinanana no tena voa mafy ka asa raha ho jeren'i tgv.
Ny faritra iva nampisondrotra azy sy ry ramaroson koa tena voa mafy ka asa izay ataony eo.

Mahay kah.
novalian'i ralevazou ny 08/04/2009 12:26
2. rabingogilabanga ( 07/04/2009 15:19)
Ny any avaratra atsinanana no tena voa mafy ka asa raha ho jeren'i tgv.
Ny faritra iva nampisondrotra azy sy ry ramaroson koa tena voa mafy ka asa izay ataony eo.

Mahay kah.


Mahay kah! raha adika dia hoe:
aiza ity hoe fahaizana e!
akory izay!

Ho hitako eo ty fahaizana!
alao ho hitan'ny havany!

Donc izao fahoriana izao izany dia mahafaly an'i toi ?

Raha hanome tsiny ny fanjakana aho dia hoy aho hoe:

aiza ianareo fanjakana no tsy hita tompoko ô!

ataovy ny telethon, ho famonjena ny tsaboina re e!

fa tsy hoe: MAHAY KAH!
3. sitlo ( 07/04/2009 15:20)
Tsy misy iraharahian'ny fitondrana fopla an'izay maty any fa azony aloha ny vola tao amin'ny banque centrale dia ahifika any amin-dRavalo daholo amin'izay ny tsy fahampiana.
4. antiosymaint ( 07/04/2009 15:59)
Na mbola hatramin'ny Cyclone W... aza tonga eto, tsy aferan'ny 3e repoblika zany fa efa an'ny HAT, any amin'ny Cyclon'ny 4e Repoblika any milelalela raha ho lany.
5. KALACK ( 07/04/2009 16:36)
Aereno daol aloh ze volampanjakan rehetr nalainareo tao de mis hanapiana ny vahoak ebebe ian no lasa tao am bank centrl sy tresor tao an !! aza manao vantouz rehef voky ny volampanjakana tao e, avereno rah manakambo, a ry rah mahasoa sy de amelomy ny vady amanjanaka
6. xxx ( 07/04/2009 17:42)
no daol aloh ze volampanjakan rehetr nalainareo tao de mis hanapiana ny vahoak ebebe ian no lasa tao am bank centrl sy tresor tao an !! aza manao vantouz rehef voky ny volampanjakana tao e, avereno rah manakambo, a ry rah mahasoa sy de amelomy ny vady amanjanaka



zany ry Noue a, natao aiza ny volampanjakan tao ?? ary mangalatra kay le Noue ty a
7. xxx ( 07/04/2009 19:08)
tsy hisy hanao télethon zany eo ny akamaroany olona tsy manam-bola sady voaroba daholo ny fananany noho io tgvendrana io koa aleo hitany havany tsara mihitsy.
8. fijo ( 07/04/2009 21:25)
izao letsy sady tsy misy asa no very fanana no hiarandoza an.ny fanjakan avarian amiady an trano fa samy mil aseza.ny vola fanampian aavy any ivelany nolazaina fatsy ilain afa vitantsika io.ka avelao aloha hanao fa vao ro avolan anaie izy no teo e.avelao alo hahiasa ny manam pahaizana wa
9. bozyboleta ( 08/04/2009 03:55)
Mahay kah.
Aderaderao le fahaizana.
Tsy sanatria hoe mifaly @ fahavoazana fa rehefa miasa dia mila fantatra daholo ny lafy ratsiny vao manaiky.
Refa manaiky de atao daholo izay hampanjary ny asa nekena.
Toy ny mpiasa vao miditra miasa io, misy fotoana andrana na période d'essai. Eo no fampisehoana @ lehibe fa tena favy ary mendrika ny andraikitra nomeny.
Eto ny lazaina fa "vahoaka" no mpampiasa de asehoy ary fa favy e!
Zay ihany ange no andrasana e!
10. bozyboleta ( 08/04/2009 11:21)
Jerem-potsiny ve zany zao fahavoazana zao? Zany tgv zany haingam-pande fa tsy mitavozavosa. Ny train regarega mankany Ambatosoratra aza ngamba mbola mandeha mafy noho ity tgv ty.


Le bilan -encore très provisoire de Jade fait état de 08 morts , 03 à Mampikony et 05 à Mananjary (à cause de l'éboulement de terrains).

Mananjary compte par ailleurs 02 blessés. La rivière de Mananjary et le canal de Pangalane connaissent une montée considérable. Dans toute les régions où Jade est passée, on enregistre à l'heure actuelle près de 1,200 sinistrés (540 à Mananara-Nord, 184 à Port-Bergé, 100 à Andasibe, 300 à Vohipeno, une centaine à Maroantsetra).

Plus de 310 cases d'habitations sont détruites. 70 zébus sont morts rien qu'à Maroantsetra. La montée importante des eaux est à craindre dans les régions de l'île sillonnées par Jade. A 09 heures locales, Jade poursuit son déplacement vers le Sud en longeant la côte sud-est malagasy. Son centre est localisé à 125km au nord-est de Manakara. Le système continue de s’intensifier progressivement.

11. ralevazou ( 08/04/2009 12:26)
In no ataony eo? ^:^ ny vary sy ny menaka nangalariny de aveo namidiny mora eny ananona rehatra eny aza efa ho lany ko!
tsy aleo ve o iteo ze fikany é! sady efa oavy zao dada itondra vatomamy misy vanja famonoana fozaorana! :-$ :-$ =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459