Ny tena marina
1. papala
(
07/04/2009 10:02)
1- ireo zay nitifitra teny ambohitsirohotra t@ 07/02/09 dia ireo olona izay niakatra teny no nitifitra voalohany an'ireo mpiambina, zay vao taitra ny mpiambina ka nitifitra ihany koa.
2- ny capsat de notambazan'ny tgvendrana 14milliards, ny 7milliards anefa de nahodin'ny lehiben'izy ireo zay tsy hita popoka hatramin'izao, ka ny7milliards sisa no nozarain'ireto capsat farany, izay nanaovan'izy ireo an'ireny action rehetra ireny.................
ny sisa dia mbola ho lazaina @ manaraka

novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:22
2. papala
(
07/04/2009 10:11)
-i organes zay ministry ny ati-tant ny tgvendrana de mpilalao fanafody gasy be, ny nahazahoany ny vadiny hono de t@ fanafody gasy.
t@ hat zay teny ambohitsorohitra de kay reny zavatra nodorany reny dia tany@ organes daholo, nanao fanatitra manko hono izy ireo mba hahazoana ny fitondrana marina. nitazona rano t@ tavoahangy sy antsy fangalana vilona manko organes t@n'io andro io de natsipy nodorana daholo ny teny antanan'iz y HAT rehefa avy eo.
lazaina @ manaraka ny tohiny

3. Mirananirina
(
07/04/2009 10:12)
marina ve izany ry papala?Na aiza na aiza dia vola no miasa e,nefa mbola havadiny indray andro any.
4. papala
(
07/04/2009 10:21)
ireo zay nolazaina hoe gadra politika de nomena amnistie, tsy izy rehetra anefa no navoaka fa ny sasany ihany, satria hamporisihina hanao ramatahora @ vahoaka mba hanaiky ny fanjakan'ny andrytgv. ka notsimponina tamin'izany ireo zay gaigilahy indrindra toa an-dry : koutiti, bolo, gl fidy, pety, voninahitsy sns......, fa ireo zay tsy de nalaza loatra dia tsy mba navoaka.
ho lazaina @ manaraka ny sasany............
ho lazaina @ manaraka ny sasany............
5. Mirananirina
(
07/04/2009 10:24)
mba te haheno anaran'olona vaovao aho fa leo ireo anaran'olona taloha ireo.
6. badboy
(
07/04/2009 11:07)
Ka inona ary moa no hisalasalana tsy hitoriana azireo raha marina avy ireo ka misy porofo mivaingana!
Raha tsisy porofo mivandravandra, tahaka ilay force one 2 ohatra, dia "diffamation" no fiantso izany ary azo toriana ilay mpampiely tsaho! 8) 8)
Raha tsisy porofo mivandravandra, tahaka ilay force one 2 ohatra, dia "diffamation" no fiantso izany ary azo toriana ilay mpampiely tsaho! 8) 8)
7. essera
(
07/04/2009 11:09)
papala:
-i organes zay ministry ny ati-tant ny tgvendrana de mpilalao fanafody gasy be, ny nahazahoany ny vadiny hono de t@ fanafody gasy.
t@ hat zay teny ambohitsorohitra de kay reny zavatra nodorany reny dia tany@ organes daholo, nanao fanatitra manko hono izy ireo mba hahazoana ny fitondrana marina. nitazona rano t@ tavoahangy sy antsy fangalana vilona manko organes t@n'io andro io de natsipy nodorana daholo ny teny antanan'iz y HAT rehefa avy eo. lazaina @ manaraka ny tohiny
Hevidravina be. Na koa hoe mamo miantso polisy.
Mba haharesy lahatra ny olona miresaka aminao koa aloha ry papala dia aza asiana passage ohatra izao :
- ny nahazahoany ny vadiny hono de t@ fanafody gasy
- nanao fanatitra manko hono izy ireo mba hahazoana ny fitondrana marina.
- lazaina @ manaraka ny tohiny
Tokony efa fantatrao hatramin'ny farany fa tsy mbola hanampy loharanom-baovao satria karazan'ny manao bricolage-na information ihany ianao.
9. essera
(
07/04/2009 11:11)
Tsy mandresy lahatra ilay izy ka diso fanantenana tamin'ilay lohateny nipoapoaka aho :
TSY NY TENA MARINA no tokony natao lohateny.
TSY NY TENA MARINA no tokony natao lohateny.
10. papala
(
07/04/2009 13:12)
TSY MAHATANTY NY MARINA DAHOLO ANGAHA?
MBOLA batsaka ny hivoaka manaraka e! :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
MBOLA batsaka ny hivoaka manaraka e! :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
12. salopard
(
07/04/2009 13:30)
Mianatra manoratra Roman indray Razoky an!
Omeko sopapa ise amin'io:
ataovy aloha ny description ny ateur sy ny environnement, izay vao milaza ny fait, azon'i toi asiana hono , saingy description d'abord.
Izay le hoe: PLANTER LE DECOR e!
ohatra:
-Nisy olona manambola fohikely nohon'ny halatra antsoina hoe JOE DALTON
Tao @ tanana atao hoe TEXAS na TEKGASY,
dia nisy beau gosse lava antsoina hoe lucky luke
pan, pan, pan, dia nitsoaka ra-JOE DALTON
ETC;;;
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff
tchouff...

13. fijo
(
07/04/2009 21:54)
inona ihany ity fanafody lazaina lav aity e.eto kosa aho dia milaza fa izao no atao hoe tsaho.
14. litika
(
08/04/2009 01:53)
Raha marina mitavozavoza tokoa dia resin'ny lainga tsara lahatr'i Papala!!
Sa tsy izany?
Sa tsy izany?
15. papala
(
08/04/2009 05:51)
HONO : mitokona tsy miasa ny mpiasan'ny BANQUE CENTRAL, satria rahonan'ireo ao @ hat tgVendrana ny mpiasa ara-dalana ao, ary ny VOLA ao dia tadiavin'ireo HAT atao amboletra sy ampihimamba fotsiny ka tsy nanaiky an'izany ireo mpiasa ao@ banque central.
1-nisy olona vavolombelona nahita sy nanatri-maso teny ambotsirohotra tamin'ireny
2-nisy miaramila vavolombelona tao @ capsat
3-ny havan'ny organes ihany no nitantara ny fiainany
4-ireo lazaina fa hoe gadra politika, dia efa mazava ho azy. satria tsy gadra politika fe gadra politika izy ireo fa tokony ho tsaraina satria nanao acte ivelan'ny politika :oh i Voninahitsy nividy zavatra t@ ramatoa iray tao mahajanga de nanome an'io ramatoa io chèque sans provision izy, izay no nahatonga azy gadra ! sns.............................

16. fijo
(
08/04/2009 21:22)
mba izay marina lazaina,fa aza mamoroka koa,fa io anie sarotra ny hanarina ny vandy avy eo e