Tsy mahazo miditra i Ra8 sa hosamborina ry TGVendrana a ?
1. penguin
(
07/04/2009 05:53)
Fa ngah tsy ny fatahorana ny ho voasambotra no nandosiran'ireo nanao sesi-tany ny tenany ireo ka izao vao mitady ny "Amnistie" faobe ahafahana mody madio ary afaka ny hiditra amin'ny fifidianana ara-politika ho avy ry TGVendrana a ? Ka raha nilaza i andry tgvendrana hoe tsy misy mahazo mivoaka fa ho tsaraina sy ho gadraina nefa tafavoaka ihany ilay olona dia nivadika hoe tsy mahazo miditra indray vé ? Efa nisy didim-pitsarana milaza fa tsy mahazo manitsaka tanindrazana vé ny Filoha Ravalomanana izay mbola eken'ny vondrona iraisam-pirenena ?
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:58
2. essera
(
07/04/2009 06:08)
Asaivo tonga maitsiny wa. Elah mitondra voninkazo, izahay mitondra tavim-boninkazo. Ka samy hitoraka izay eny an-tanany isika.
Mpétra tsara les
Mpétra tsara les
3. essera
(
07/04/2009 06:11)
Ary ny mahatsikaiky le TG "Vendrana" noho ialahy ity no mitondra an lah. Aza mba vendrana noho ny vendrana ihany.
4. tataka
(
07/04/2009 06:12)
I andry tgv lavasanga anie ka miteniteny foana e. Taritin'ny olona amin'ny sangany dia faly sy mieboebo ary ny faritra rehetra no anontaniany hoe ekenareo ve ny hiverenan-DRa8 dia izy ihany no mampiditra an-tsain'ny olona hoe tsy ekena hiditra ny dadan-dry zalahy. Raha mazana sy mendrika izy dia avelany hiditra ary samboriny sy gadrainy na tapahiny mihintsy ny lohan'ny ratsy fanahy araka ny filazany. Saingy ny tahotra no mandeha ka na ny navaoakan'ny vavany aza toheriny aty aoriana. Fisaorana azy no anomezana azy io toerana io satria maro no nitarika fa tsy lasa lavitra nefa izy no anisany tsy ho lasa ho aiza intsony koa satria efa "plafon" ho azy koa io.
5. essera
(
07/04/2009 06:20)
Hay mbola sady vendrana no lavasanga koa lery iny. Tsis reven'lisany ireo nefa io no mitondra an'lisany ka dia ekeo.
Mba mifamadika indray izao oe. Ilay rangah mpiter ronono sy mpanao tatezana ts revenay efa lasa iny.
Mba mifamadika indray izao oe. Ilay rangah mpiter ronono sy mpanao tatezana ts revenay efa lasa iny.
6. penguin
(
07/04/2009 06:25)
Ny vendrana no nametraka azy teo fa tsy izahay mihintsy. Sao hadinonanreo fa tamin'ny andron'ny nahalany an-dRavalomanana dia tsy nanaiky azy ho Filoha koa ny mpomba an-dratsiraka sy ny tariny ary nilaza azy ho mpivaro-dronono koa. Nahavita mandat iray izy ary ny faharoa io olana io ary nisoratra izany na nolavina aza koa izao dia anjaran'ny mpomba azy indray no maneho ny maha TGVendrana an'i andry lavasanga taritin'ny olona amin'ny sangany hoy io namana ambony io. TGVendrana ny ogaogan'ny olona no mampandeha azy fa ny vatan'izany TGV izany mbola any an-dafy, ny làlany tsisy fa tosika CAPSAT no andehanany an'eritreritra.
7. karavasy
(
07/04/2009 06:45)
andry tgv izany anie ka loham-balala fa tsy ny fitadiavana azy ve no ilaina hangadrana azy. Efa nanazava izao voninahitsy jean eugène fa efa nametraka ny efi-tranony no an'i Ra8 izy koa harovan'i tgvendrana tsy higadra izany Ra8 angamba.
8. Mirananirina
(
07/04/2009 09:08)
Ho hita eo ny fifidianana e?Na mpangaro-paosy ary afaka milatsaka ho filoha rehefa manambola hanaovana propagande e
9. essera
(
07/04/2009 09:08)
Ary Ra8 ry penguin mba iza no nanosika azy teo amin'ny Fitondrana :
1/ - Zaako anisany tao voalohany tam-ny 2002 na dia iray fotsiny aza. (nenina be vava tongotra aman-tanana). Fanindroany a moa dia efa tsy nifidy mba tsy ho tompon'andraikitra tamin'ny nahalany azy.
2/ Ireo vahoaka kristianina maro b izay etikety goavana be nahalasa azy.
Firy % ny kristian eto Mada ?
Aleo mivadika vendrana mihitsy satria efa vendrana aho izao fa fantatro ilay olona tena fatsora mihoatra noho ny fatsora dia ilay namela ny zanany mba haka hery ivelan'ny tranony taloha.
Vao nahavita ny voalohany izy dia efa nihena be ny salan'isam-pahatokisana ohatran'ny ataon'ny any Andafy ireny ho an'ny président avy. Nandaha ny fifidianana (taux d'abstention firy).
Nanomboka teo no niady amin'ny tenany irery ny TIM. Namafisina ny atao hoe TIM 100% ny fokontany, firaisana, fivondronana, région, distrika, faritany. Izay no nahatonga an'ireny hoe fanofanana teny Iavoloha ireny. Initiative tsara fa lavage de cerveau sy ny fametrahana ny tim no tena izy (na indépendant ianao, na antoko hafa). Jereo ry satrobory. mampalaelo ah nge nedala iny, vao firy taona no niara-nirevy tam Dada dia nipitsika i Dada.

Ny vendrana no nametraka azy teo fa tsy izahay mihintsy.
Aleo mivadika vendrana mihitsy satria efa vendrana aho izao fa fantatro ilay olona tena fatsora mihoatra noho ny fatsora dia ilay namela ny zanany mba haka hery ivelan'ny tranony taloha.
Nahavita mandat iray izy ary ny faharoa io olana io.
Vao nahavita ny voalohany izy dia efa nihena be ny salan'isam-pahatokisana ohatran'ny ataon'ny any Andafy ireny ho an'ny président avy. Nandaha ny fifidianana (taux d'abstention firy).
Nanomboka teo no niady amin'ny tenany irery ny TIM. Namafisina ny atao hoe TIM 100% ny fokontany, firaisana, fivondronana, région, distrika, faritany. Izay no nahatonga an'ireny hoe fanofanana teny Iavoloha ireny. Initiative tsara fa lavage de cerveau sy ny fametrahana ny tim no tena izy (na indépendant ianao, na antoko hafa). Jereo ry satrobory. mampalaelo ah nge nedala iny, vao firy taona no niara-nirevy tam Dada dia nipitsika i Dada.
10. Garfield
(
07/04/2009 10:50)
Tsy mbola misy mahay marina ilay tarigetran-Dadarabe mpilalao ody mahery (Ravalo io a)hoe Madagasikara hatao "TIKO LAND". Izay tsy lasany dia hamidiny @ ambongadiny @ vahiny toy ny sinoa sy ny canadianina sy ny sisa.Very fihinanana @ harem-pirenena dadarabe ka hiantso ny Casq bleu hiverenany hihinanany indray fa mbola tsy ampy izay azony hatrizay.
Rehefa samy hahantra ihany isika ry Mpanohana mpilalao ody mahery aleo samy hahazo izay tandrify azy avy @ harena misy eto dago fa tsy ho hakepok'i dadarabe ho azy saimrery a!! :miam: ,tokony haverina @ tompony daholo ireo tany nototofana nataon dadarabe mpilalao ody mahery izay nalaina ankeriny rehetra ireo...
Asaivo miverina eto dadarabe hisamborana azy fa maika mitsy izahay eeee!! Ampahafirin'ny olona nogadrainlery nefa e,May ny afo natsangany tsara iz zao =D>

11. fijo
(
07/04/2009 22:47)
ary efa koditra tokoa anie ry tgv vao mahare hoe hiverina ny prezida e.matahotra ny hovery titre sahady ve
12. tataka
(
08/04/2009 06:07)
TGV tsisy aty Madagasikara fa ny TGVENDRANA no misy satria ny eritreritra no mandeha aigana nefa tsy hita maso ilay TGV tena izy. Anarana sahalan'ny "maki" mpanao rugby io ka hainareo fa ny tena "maki" eny ambony hazo fa tsy milalao baolina. Ny fozaorana mampiresaka ary manaraka ny variana ka tsy homentsiny satria tsy manaraka ny tantara ary mitehaka ny olona avy najera tetezana.