tgv anie prezdan'ny hat fa tsy prezdan'ny Repoblika malagasy

1. bazylou ( 06/04/2009 18:16)
aleo hazava ny resaka fa tsy prezda gasy izy akory fa prezdan'ny tetezamita, mita mankany amin'ny 4e repoblika!!!
Aoka hazava tsara!! ny gasy manko rehefa tsy fantany ze lazaina azy dia ny manao itsin dalana sy ny manalava resaka no ataony!!!
Raha izy no filoham pirenena ve dia hanao referendum sy fifidianana amin'ny 2010 izy ???!! :roll: :roll: :roll: :roll:
novalian'i xxx ny 07/04/2009 10:20
2. hery ( 07/04/2009 04:11)
hehehe...

tsy nilaina akory ny investiture raha izany.

fa ny gasy anie mody fitampitahina amin'ny hoe HAT e HAT e... dia tsy hitany hoe efa niteny ilay boay kely hoe izaho amin'izay no filoha :-)
3. ravatorano ( 07/04/2009 05:01)
izy aloha zao no filoha.....ny HAT !
tena marina fa ny ankamaroan'ny olona dia tsy mahay manavaka akory izany hoe filohan'ny repoblika sy ny filohan'ny tetezamita izany fa rehefa filoha dia mitovy daholo aminy.
Raha mijery vaovao amin'ny tv koa aza ianao dia misy ihany ireo "soloaka" miteny hoe "Andry Rajoelina filoham-pirenena" izay tena diso tokoa izay satria ny filohan'ny repoblika no azo lazaina hoe mitondra izay anarana izay !
Na izany na tsizany dia efa izy aloha no eo amain'ny familiana an'ity Nosy ity amizao ka tsy d hiadiko hevitra be loatra ny maha filou na maha filoha HAT azy
4. xxx ( 07/04/2009 10:20)
:twisted: efa izy no maitre a bord e,efa patron b ny gasy rehetra :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564