Inona no ilàna an'ilay TGV sy forongony eh?

1. sitlo ( 06/04/2009 15:20)
Mba lasa mihitsy ny saiko. Tsy fahaizana, tsy harena, tsy fahendrena, tsy fanajana...
Tena tsy hitako mihitsy hoe inona no mba mampiavaka azy ho filoham-pirenena.
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 19:01
2. Mirananirina ( 06/04/2009 15:41)
misy hahitsiko kely amin'ireo ry sitlo
.
tsy harena

Io hananany ka,manana izy fa tandremo,
3. Oay ( 06/04/2009 15:54)
sitlo:

Mba lasa mihitsy ny saiko. Tsy fahaizana, tsy harena, tsy fahendrena, tsy fanajana...
Tena tsy hitako mihitsy hoe inona no mba mampiavaka azy ho filoham-pirenena.


Za koa anie ry sitlo mba nitady hoe inn d nisy namaly hoe "Ny anazy ny sitlo ny marka MontBlanc"

4. vilambava ( 06/04/2009 16:04)
sitlo:

Mba lasa mihitsy ny saiko. Tsy fahaizana, tsy harena, tsy fahendrena, tsy fanajana...
Tena tsy hitako mihitsy hoe inona no mba mampiavaka azy ho filoham-pirenena.



Ka raha nanana an'ireo ange izy tsy ho sahy nanao an'izao fihetsika tsy faseho masoandro izao e. Ny tsy fananany an'ireo no mahatonga azy hanaonao foana. Ilay hoe manan-karena na tsy manan-karena no tsy haiko loatra ny tena fahamarinany aloha e. Fa amiko raha manan-karena izy tsy hialona ka hanimba ny fananan'ny sasany na dia ny tahotra ny todin-karena ihany aza.
5. sitlo ( 06/04/2009 16:04)
Mirananirina:

misy hahitsiko kely amin'ireo ry sitlo
.
tsy harena

Io hananany ka,manana izy fa tandremo,


Amin'ny gasy izy no manana fa raha tena jerena ny harenany tsy firy akory. $60 M za mampihiratra ny masony. Tsy mahalala ny valeur-na vola akory.
6. Oay ( 06/04/2009 16:09)
vilambava:

Ilay hoe manan-karena na tsy manan-karena no tsy haiko loatra ny tena fahamarinany aloha e. Fa amiko raha manan-karena izy tsy hialona ka hanimba ny fananan'ny sasany na dia ny tahotra ny todin-karena ihany aza.


vilambava azavao hoe ilay todikarena fa sao sanatria io no nahazo an'i dada!
7. Oay ( 06/04/2009 16:14)
sitlo:


Amin'ny gasy izy no manana fa raha tena jerena ny harenany tsy firy akory. $60 M za mampihiratra ny masony. Tsy mahalala ny valeur-na vola akory.



Ka efa we tsy ilay harena wa no nitiavan'ny olona anazy hono fa ny anazy tsy sitlo bic fa marka MonBlanc ka sitlo koa zato d efa loza!


8. Mirananirina ( 06/04/2009 16:14)
Raha tsy manana izy ry sitlo an,tsy afaka nanakarama olona maro toa ireny.Vola daholo ireny.
9. Oay ( 06/04/2009 16:18)
Mirananirina:

Raha tsy manana izy ry sitlo an,tsy afaka nanakarama olona maro toa ireny.Vola daholo ireny.


Tsy manana izany iny ry Mirananirina fa ilay sitlo-ny marka MontBlanc d manoratra tsara be fa tsy matimaty ny sorany d voavakin'ny olona tsara izay nosoratany d resy lahatra ny TGV d nanaraka anazy a!
Ny anay TIM ny sitlo anay tsy d manoratra tsara fa ohatrany manondranondrana ndraindray d tsy azon'ny olona izay tianay lazaina!


10. sitlo ( 06/04/2009 16:31)
Mirananirina:

Raha tsy manana izy ry sitlo an,tsy afaka nanakarama olona maro toa ireny.Vola daholo ireny.


Voaloha aloha dia mahantra ny gasy. Nanomboka ny rep 3 izany izany hoe: AVI, Zafy, Andriamanjato, Alain Ramaroson. Ny vola mihodina amin'ny firenena iray ange ka tsy vitan'ny $60M.
Ka raha hoe nahavita nanakarama handoro an'itsy sy otsy izy. Tsy mazava ve izany hoe takalo-patsa vidim-pihinanana? Takalon'ny vola toerana.
11. Mirananirina ( 06/04/2009 16:35)
izay indrindra.Voavidim'bola daholo ny fiainana e
12. sitlo ( 06/04/2009 16:48)
Yep! Fa ilay vola, ilay an'ny gasy nahodikodina taloha ireny ihany no anajana azy.
Ataon'i Ny Hasina 3 Ariary roa. Mody amoahany TGV eo alohany dia manantena ny hisolelaka daholo.
13. tgvra8 ( 06/04/2009 19:01)
sitlo:

Mba lasa mihitsy ny saiko. Tsy fahaizana, tsy harena, tsy fahendrena, tsy fanajana...
Tena tsy hitako mihitsy hoe inona no mba mampiavaka azy ho filoham-pirenena.

lery dj de zpeny dzholo ze eo akaiky eo na nareo manontany reo aza tsy hainareo ny valiny
hahaha


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1276