Milahatra tsara, Milahatra mafy, Milahatra haingana

1. bozyboleta ( 06/04/2009 12:04)
Io ndray zany zao no baikom-pitolomana @ zao fanjakana fôpla zao.
Eny @ firaisana ny filaharam-bary sy menaka. Ary dia misy mahavatra mifoha @ 4 ora maraina koa sao tsy mahazo ny anjarany: 1.5 l ny menaka ary 5kg ny vary; fa asa isanandro sa isaky ny inona no mahazo an’io sa indray mande ihany de basy mandra-pahatapak’le tatezana. Mampahatsiarotsiaro ahy ny t@ 25 taona lasa miaraka @ le karnem-pokotany.
Eny @ tobin-dasantsy koa androany ny filaharana lasantsy. Asa inona tampoka teo ny antony fa dia filaharambe eraky ny lalana.

Dia mandroso mihemotra eo ty fiainan-dramalagasy. Ela vao hahatsapa fa vola ange ny fotoana.
novalian'i Oay ny 06/04/2009 16:26
2. KALACK ( 06/04/2009 12:45)
Fa iza hon no nizihin b ts net nial rah ts tam blindé teo ry bozy ?? ra mb nahtsp zao ra8 fa hilentik n pokn d mb tokn nial tsimormor ref ts revin pepl f ts nihizin be teo fotsn , zao las nilaha-bary ny pokn , mbol nis var hilaharn aza fa rah n ten hevitr ra8 d ho fat mosar eo daol
3. xxx ( 06/04/2009 12:47)
KALACK:

Fa iza hon no nizihin b ts net nial rah ts tam blindé teo ry bozy ?? ra mb nahtsp zao ra8 fa hilentik n pokn d mb tokn nial tsimormor ref ts revin pepl f ts nihizin be teo fotsn , zao las nilaha-bary ny pokn , mbol nis var hilaharn aza fa rah n ten hevitr ra8 d ho fat mosar eo daol

Oviana koa no tsy nisy vary t@ andron-dRa8

Izao nareo vao tena hihinana ny hamafin'ny fiainana hoa fa dia ihafio fa safidy !!!

Ambakain'ny olona @ mofo na 200a nefa ny lanjany aza efa tsy ao intsony
4. bozyboleta ( 06/04/2009 13:24)
Sao de mba diso siekla ra-kalack???
Nitobaka ny vary t@ andron-dRavalomanana. Nahita nohanina foana ny olona miasa satria ny fotoana nilaharana sakafo taloha t@ andron'ny jamba namporisihan-dRavalomanana hamokarana sy hiasan'ny olona bebe kokoa.
Ny vary ange mbola misy izao fa tsy hoe tsisy e! Fa ny tsisy saina no tambazana @ Ar 500 tsisy masinkarena de io nambarako eo ambony io ny fahavoazana. Adin'ny firy milahatra eo, nefa 5 kg no azo.

Ny kamo be tenda ihany no maty mosary fa raha olona niasa tsy noana izany mitsy teo.
Zao ndray moa ny te-hiasa nopotehina ny orinasa niasany mba hampitombo ny mahantra araka lay baikom-pitolomana vaovao hoe "appauvrissement rapide et durable".
Nisy tenin'ny namana 1 zay tao ambanimbany tao hoe ny tgv hono efa zatra mafy ady ka sahy maty. Marina izany fa ny te-handroso koa izany finganina mba hidaraboka @ zay mitovy aminy.

Fôpla ôtrazy ihany ny toe-tsainy.
5. Oay ( 06/04/2009 14:38)
bozyboleta:

Aoka ry zalahy fa neninay efa miverintsaina ka tsy azony ilay resaka a!
Aiza ve ka i KALACK miteny tsotra hoe ny nahatonga izao krizy izao d satria tsy nety niala moramora i Marc Ravalomanana d lasa nilona be ilay tolombahoaka d tonga ny krizy satria lasa lavabe ilay fanonganana an'i dada,
d jereo fa ny fandikan'i neny bozy anazy d we taiza t@ andron'i Ravalomanana no nisy fotoana tsy nisy vary.
Momba ny filaharambary indray d aleo hazava fa ny mafy ady no mandeha milahatra an'ireny vary mora ireny satria ireny no takatrin'ny volany, fa otranay izao mbola betsaka ny vola navelan'i dada d ridliksa ny anay ato antrano. Maraina moa efa fantatrareo fa ronono miaraka @ serealy, d atoandro vary be sy loka be d somary glasy tiko kely, d hariva gratin maivamaivana na lasopy, d zahay tsy milahabary izany é!

6. Mirananirina ( 06/04/2009 15:27)
Hono hoa:gratuit ve ireo zaraina(ilaharana) ireo sa vidina e?
7. sapele ( 06/04/2009 16:07)
Mba hakasitrao re zay ezaka ataony na dia kely aza e!ny nahazo tombotsoa taminy tokoa zao no tsy milahatra vary sy menaka eny @ fokon-tany fa mividy eny amin'ny tsy hilaharana,ny ahy aloha ny variko tany ambatondrazaka tsy namidiko t@ ra8 na de noforcena hamidy taminy aza t@ taona lasa,zao za mbola mihinana na tsy eo intsony aza izy. :)
8. Oay ( 06/04/2009 16:26)
sapele:

d tsy laviko aloha fa izahay TIM zao tsy milahabary izany fa ny TGV no mandeha milahambary an! ny anay ny sitoky zavatra efa feno! ny tombony azonay nandritra ny dimy taona zavatra tonga d efa mipetrapetraka any @ nosy voay d efa tsy hitan'ireo TGV ireo sady ireo TGV reo ngaha sahy makany é! lanin'ny mamba any ireo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475