Manomboka sahady ny aferafera any amin'ny ministera

1. rabaradaka ( 06/04/2009 07:05)
Tena mamba noana tokoa ve dadatoa ireo ministra ireo (Ny Hasina, Hajo, Oganesy, sy ny sisa) fa mahazo vahana sahady ny aferafera. Aiza ve ka andro antoandro be zao de sahy milaza ny mpitsara (dadatoa fantatro io) fa hoa mandoa vola aha tsy tehigadra. Mbo tsy ariny kosa e ! De ity Ny Hasina variana manao afera sahady fa tsy mandeha hono ny diplomasia Gasy. I Organes indray dia mamporisika ny polisy hanao tsolotra
2. ravatorano ( 06/04/2009 07:27)
tena =)) =)) =)) =)) za amin io less rabaradaka kle
kozy v zany ry akama an !
3. njara2007 ( 06/04/2009 07:27)
CRITIQUE; INTOX; CRITIQUE;.... Zany foana ve no atao eto amin'ny tanĂ na eh!!! TIM
4. Oay ( 06/04/2009 07:44)
rabaradaka:

Tena mamba noana tokoa ve dadatoa ireo ministra ireo (Ny Hasina, Hajo, Oganesy, sy ny sisa) fa mahazo vahana sahady ny aferafera. Aiza ve ka andro antoandro be zao de sahy milaza ny mpitsara (dadatoa fantatro io) fa hoa mandoa vola aha tsy tehigadra. Mbo tsy ariny kosa e ! De ity Ny Hasina variana manao afera sahady fa tsy mandeha hono ny diplomasia Gasy. I Organes indray dia mamporisika ny polisy hanao tsolotra


Aiza kosa no d hoe mamporisika ny polisy anao bizina!
Ny fahazahoako anazy d tany mikorontana isika @ izao fotoana izao d manararotra daholo ny mpanao ratsy fa avelao anie hilamina kely aloha d eo isika mitsara, ho antsika TIM d izao fafao ny ranomaso d mitonia kely aloha fa raha vao manao fopla eo ireo raha milamina ny tany d tsarovy fa mora hoantsika ny mihetsika satria manana olona spesialista @ izany fanakorontanana izany isika sady mafana be an! Fa izao aoka aloha i dada haka vokansy kely sady izy izao nilaza tamiko fa tsy mijaly fa milay be ny fiainana ao andapa any Swaziland!


5. Mirananirina ( 06/04/2009 09:51)
Io fomba ny gasy io dia tsy hisy hahavita hanajanona io fa mitohy hatrany.Ny any ampaosiny aloha,vao ny raharaha mpanjakana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1682