Ny fijerena ny finoana amin\'ny samy olombelona

21. rakaroka ( 07/04/2009 19:46)
Heu... :roll: :-w :-w :-w :-$ Sahala @ ny miteny i Coopsal hoe "Tsy mahatsiaro tena" akory isika mikasika izay lasantsika :?: .
Marina loatra izany ! ary mampiseho ahy ny fitsanganan'ny olona maro izay manao zava-mamohetra aza anefa tsy "consient" akory hoe "MIPAKA";
MIANTRAIKA" ary MAMPITONDRA-FAISANA ny manodidina na ny firenena iray manontolo na ny "UNIVERS" manontolo aza ny ataony ! Ho ahy : ny tsy fahatsapa-tena "inconsciemment" maika moa avec "conscience" no tena ota , ka mbô hanana remède @ izay zavatra izay dia "ilaina ny "Conscience" mi-reconcilié @ manodidina. Tsy afaka hanao mihitsy hoe
tsy tadidiko intsony ilay "faisana" nampitondraiko ny manodidina ahy omaly , dia vitavitan'izay fa raha nisy izany, mila mifona @ nanaovako izany rehetra , mangata-pamelana ary miezaka ny ifandray am-(l) , manavao ny fifandraisana @ hary rehetra ssy ny Mpahary!
Ohatra "concret" . Misy namana midehaka ery , tsy hainy akory fa tsy misy toetrany mampanongo-tena tsy itiavan'ny manodidina azy => ary izay ilay "conscience fohazina . Donc tsy "excuse" mihitsy ny hoe "tsy fantatro ny tenako!". Mila "positionné-na" ao anatin'ny tontolo , ary ny fahafantarana ny position-nao no ahafahana manilika izay tsy nety hirosoana ho amin'ny tsara sy maha X !
22. rakaroka ( 07/04/2009 20:03)
Tsy hoe rehefa manana dia voatery tsara fanahy . Sahala @ hoe noho ny "ezaka nataony teo aloha" dia mioty ny "hareny" izy ! Fa MALALAKA kosa izy @ izay hanaovany ny hareny ary raha toa moa entiny hanaovana ny tsy mety izany dia "RARINY" indrindra raha hifotitra aminy indray izany @ fiainany manaraka .
Tahaka izany ny lalànan'ny "tsimbalivalim-piainana, lé izy mety mivaly na vao eto an-tany ihany aza na rehefa mby avy nisinda kely naka rivotra .... mampaninonn moa . ary ny Gasy aza anie nanao hoe
"Ny tody tsy misy fa ny atao no mierina"
Angamba tsy momba ilay "MARINA" @ mpino saany aho , marina izay misary fitanilana @ olona sasany fa nahoana?....Ary raha tsapa fa mbo nisy gasy maaaaro koa anie ils méritent plus angamba tao anaty fahapotehana saingy misy "effet" loi karmiquen'ny manodidina koa hono : Miditra daholo izay voalazan'i Soanja hoe "MISY FIFOHAZAM-PANAHY" ny mponina maha "Tafa"...
ny fanajariana ny fahalavorariam-piainana!"
23. rakaroka ( 07/04/2009 20:35)
[quote=coopsal]

==> Zah ndray tsy nieritreritra hoe misy tokoa ve ny fanahy sa tsy misy

Ka ny nahatonga ny hevitro hiompana @ "Fanahy" . Noho ny teny Atra dia Fanahy ... Ny fanahy no "olona" ...indrindra indrindra "ahoanatokoa moa izany ny efitr ny danahy mitaha @ vatantsika ?... Normal BBbbe satria izay nibeazana dia toa nihantsy ny "Fanahy" avokoa ! Anefa sady tsy hita izy , no ny baiboly "soratra ho ahy fa tsy fanahy" . Ny pasteur samby manana ny filazany, 'zany hoe "Nilaiko mihitsy ny nahatsapa ny "existencen'ny "Fanahy" @ maha "fanahy" azy , mba ahafahako "mampitoetra ny finoako !"

, fa nanontany pasitera sy olona mpivavaka aho hoe "ka rehefa firy taona aza ny olona no manomboka misy fanahy e?" ... Tsy nisy olona nahavaly ahy an'izany.


Fa misy fampianarana milaza fa raha mbola kely ny zaza tsy mba misy fanahy no ilazany azy ! ary izany no tsy tokony hanabosesehina azy fampitam-pinoana
izay tsy nofakainy akory!

Fa Jesosy kosa namaly ny fanontaniako rehetra


Mahavariana ahy ianao milaza hoe namaly anao i Jesoa , ary raha afaka miresaka aminy tokoa ianao , dia mbô resaho an ity olana mianjady @ firenentsika sy ny vahaolana !



24. cutie ( 07/04/2009 23:18)
teny tsotra fotsiny ny ahy :)
"God is too big for just one religion "
25. soanja ( 08/04/2009 00:03)
cutie:

teny tsotra fotsiny ny ahy :)
"God is too big for just one religion "


Bozoro Cutie! Namaste aky!


:-* :-* :-*
26. ikaretsaka ( 08/04/2009 02:19)
cutie:

teny tsotra fotsiny ny ahy :)
"God is too big for just one religion "


Izay mantsy... misy aza mamehy Azy ao anaty boky de avy eo tsimpotsimponiny
27. fijo ( 10/04/2009 20:41)
ny hoe kristianina aloha amiko manokana,dia izay mino sy manaraka an'i kristy.izay no maha "kristi anina "azy.
ka io indray avy eo no misamatsamaka arakarak'izay fomba handraisana azy.ary izay no mampifanipaka ankarona ny kristianina indraindray matetika
28. ikaretsaka ( 10/04/2009 21:14)
ka misy mandray aza @ mofony io de misy mandray azy ara bakiteny de misy mandray azy @ vozony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525