Inona no tena marina e!!

1. Garfield ( 03/04/2009 10:28)
Tena fitiavan-tanindrazana tokoa ve no hitokonan'ireo TIM ireo eo ambohijatovo sa fitiavan-olon-tokana sy Fanatisme fotsiny?
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:52
2. Pilato ( 03/04/2009 11:28)
raha TIM garfield dia tena fitiavantanindrazana io, ary tsy maintsy atao, fa DEVOLY, SATANA, sy tena LOSIFERA izay tsy miaraka amin'ny TIM

raha tsy TIM garfield dia tsy fitiavantanindrazana io, ary tsy tokony atao, fa DEVOLY, SATANA, sy tena LOSIFERA izay miaraka amin'ny TIM

Ny ankoatr'izay fisainan-tsaka.

Madio tanana
3. mihitsy ( 03/04/2009 11:43)
Garfield:

Tena fitiavan-tanindrazana tokoa ve no hitokonan'ireo TIM ireo eo ambohijatovo sa fitiavan-olon-tokana sy Fanatisme fotsiny?

fitiavan-tseza aloha no voalohany indrindra, fitiavam-bola no faharoa satria koa misy ireo mahazo karama eny, ankoatry ny financement mipitika kely any aminy, fitiavana an-dra8 fotsiny zao satria tsy mihaino afa-tsy lainga tam radio mada, na lainga tam reo mpiaraka aminy eny Ambohijatovo, na ny olona mba miezaka mampiseho azy ny tena fahamarinana aza de lazaina ho mandainga, eo koa ny tsisy atao de zara aza misy hojerena
4. ifiona ( 03/04/2009 11:58)
mihitsy:

tsy voatery ho zany anefa fa ny anareo raha vao hoe tim dia hoe tsy maintsy fitiavan-tseza zay. Inona fotsiny ary ny nataon'ireo anti-tgv teny Ambohijatovo nefa tsy tim ry zareo? tsotra ny valiny, satria voahitsakitsaka ny zony, satria raha mbola tany demokratrika Madagasikara dia manana zo hisafidy ny filohany ny malagasy tsirairay avy ampy taona. I tgv anefa nanitsakitsaka an'izany safidy izany, t@ alalan'ny terrorisme ary herisetra.

Tsy voatery ho fanatisme zany fa izahay akory tsy ho sesefana vola sy tambiny toy ireo mpiara dia @ tgv any ka tafiditra ao anaty gouvernement hat daholo zay efa dinosaoro antitra be zao, fa rehefa ny zonay no voahitsakitsaka dia zonay ny miaro azy, indrindra indrindra rehefa hita zao fa i tgv tsy mieritreritra ny hahasoa an'ny Gasikara akory satria io fanapahana ny fanampiana avy any ivelany io dia tena hisy takaitra goavana be ho an'ny ho avin'ny malagasy.

fa izao anie no tena fanontaniana e; tsy hoe fitiavan-tanindrazana ve no tena aleha eny ambohijatovo, fa hoe: tsy fitiavana an'i ravalomanana no mahatonga an'olona iray manjary tia an'i tgv. Eto moa dia mifandray amin'ilay dinika tetsy ambanibany hoe: fa inona no tena hitiavanareo an'i tgv
5. Mirananirina ( 03/04/2009 12:05)
raha TIM garfield dia tena fitiavantanindrazana io, ary tsy maintsy atao, fa DEVOLY, SATANA, sy tena LOSIFERA izay tsy miaraka amin'ny TIM

Tsy mety kosa aloha ny filazanao azy.tsy voatery ho TIM na tgv n AREMA sns..........daholo ny olona rehetra.Betsaka ny tsy miditra politika.
6. mihitsy ( 03/04/2009 12:30)
ifiona:

mihitsy:

fitiavan-tseza aloha no voalohany indrindra, fitiavam-bola no faharoa satria koa misy ireo mahazo karama eny, ankoatry ny financement mipitika kely any aminy, fitiavana an-dra8 fotsiny zao satria tsy mihaino afa-tsy lainga tam radio mada, na lainga tam reo mpiaraka aminy eny Ambohijatovo, na ny olona mba miezaka mampiseho azy ny tena fahamarinana aza de lazaina ho mandainga, eo koa ny tsisy atao de zara aza misy hojerena

tsy voatery ho zany anefa fa ny anareo raha vao hoe tim dia hoe tsy maintsy fitiavan-tseza zay. Inona fotsiny ary ny nataon'ireo anti-tgv teny Ambohijatovo nefa tsy tim ry zareo? tsotra ny valiny, satria voahitsakitsaka ny zony, satria raha mbola tany demokratrika Madagasikara dia manana zo hisafidy ny filohany ny malagasy tsirairay avy ampy taona. I tgv anefa nanitsakitsaka an'izany safidy izany, t@ alalan'ny terrorisme ary herisetra.

Tsy voatery ho fanatisme zany fa izahay akory tsy ho sesefana vola sy tambiny toy ireo mpiara dia @ tgv any ka tafiditra ao anaty gouvernement hat daholo zay efa dinosaoro antitra be zao, fa rehefa ny zonay no voahitsakitsaka dia zonay ny miaro azy, indrindra indrindra rehefa hita zao fa i tgv tsy mieritreritra ny hahasoa an'ny Gasikara akory satria io fanapahana ny fanampiana avy any ivelany io dia tena hisy takaitra goavana be ho an'ny ho avin'ny malagasy.

fa izao anie no tena fanontaniana e; tsy hoe fitiavan-tanindrazana ve no tena aleha eny ambohijatovo, fa hoe: tsy fitiavana an'i ravalomanana no mahatonga an'olona iray manjary tia an'i tgv. Eto moa dia mifandray amin'ilay dinika tetsy ambanibany hoe: fa inona no tena hitiavanareo an'i tgv

mino za fa odianao adinoina fa ra8 no tena nanitsakitsaka ny zon'ny malagasy, rehefa tsy mitovy firehana aminy de allez any Tsiafahy, fa tokony ho fahadisoana inona no mankany?, izy nanitsakitsaka lalam-panorenana, zon'iza no voahitsakitsaka, izy tsy mandoa hetra, an'iza koa?

fa ra8 ve aloha nieritreritra an'ity M/skara ty sa ny tenany ihany no notsinjoviny e

tianay tgv satria izy no nahavita nanilika an-dra8 de tsy maintsy arovanay izy

ary inona ary no itiavanao andra8?
7. fijo ( 03/04/2009 19:52)
aza hadino,fa ny eo ambohijatovi dia tsy TIM irery,fa misy koa ny mpandala ny aradalana.hono iznay tsy dia i ravalo no tanjona,fa ny fampiharana ny lalana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506