loboka
1. sitlo
(
02/04/2009 16:27)
Kay ilay izy milobolobo iny dia misy voany dia lasa hoe voaloboka. :lol:
Toa ilay Ntaolo no manala azy kokoa noho ilay ankehitriny koa. Raha amin'izao izao izany dia mety natao hoe rezain na rezanina...

novalian'i soanja ny 12/04/2009 23:24
2. soanja
(
09/04/2009 06:20)
Mba ohatra ny ahoana ary zany hazo Valona izany fa io no mba tena mahaliana ahy ny toetoetrany sy ny tarehiny amin'ny faniriny.
3. ikaretsaka
(
09/04/2009 16:17)
Marina aby izany..iny aminay misy olona sasany rehefa miteny dia mbola mampiasa ny hoe "loboka"
Noheveriko hoe ilay "hady" (Hadivory) izy io taloha..kay moa izany le kirihitra zavamaniry maniry ao anaty hady ao,
Ny voaloboka dia anisan'ny zavatra dia (sauvage) naniry tao anaty kirihitra tao
(Cf. Ilay tanana hoe Belobaka=be loboka no tena izy)

4. soanja
(
11/04/2009 08:30)
ikaretsaka:

Lobaka = paraky amin'ny teny antakarana sy any avaratra any.
5. fahamarinana
(
11/04/2009 13:29)
:arrow: Lobaka : ankanjo any aminay any , :-D ..sangisangy iny an !
sitlo : lasa lalina koa ilay eritreitry ise an ! Toa hafahafa raha rezanina ! Ilay adolatsento aza efa manahirana ny sofiko ,tokoa moa ! :) (l)

6. ikaretsaka
(
11/04/2009 16:22)
ka ny paraky koa ange taloha t@ andron'ny ntaolo ka tao anaty hadivory no naniry e... ka mety hitombina koa
7. soanja
(
11/04/2009 22:29)
ikaretsaka:
ka ny paraky koa ange taloha t@ andron'ny ntaolo ka tao anaty hadivory no naniry e... ka mety hitombina koa
Fa izay tokoa ry Ika no niantsoana azy hono taloha Beloboka dia taty afara vao lasa hoe Belobaka. Ka asa tokoa fa misy ny fifanandrifian-javatra.
9. soanja
(
12/04/2009 23:24)
Loboka io ihany no iavihan'ny teny hoe misalombona sa hafa mihitsy? Ny misalombona mantsy raha any avaratra dia misaloboko! zany hoe miloboka= miloboko ao anaty na mirakotra amin'ny zavatra manify afaka mihetsiketsika ao anaty ao. :D