La honte totale pour Ny Hasina à Roissy CDG

21. rajy ( 03/04/2009 16:43)
Calme lesy rapah a
Ny mission n'I TGV nge ka amotika ny firenena fotsiny e!tsy ahavita zavatra zany io sarotra be ny hino an'zany nefa zay no marina,tady ho lasa ny gasy de tazomina sao tsisy andihizana tsony (lafrantsa) io . Fa le gasy koa tsy mahataka-davitra de mora sarihina,ny mpanao politika ndray kofy mila vola de tsy te ahalala ny hafa fa refa mahazo vola de tsipahako elah fa tsy ahitako bizina mintsy .sahirana nareo vao ahita president mijery lavitra otran-dra8 iny .tokony ho fantantsika fa tsy ny fainantsika velona amzao fotoana izao tsony no amboarina ho tsaratsara fa ny an'ny ankizy ao aoriana ao donc tsy maintsy mijaly elah ra te hanangana ho avy tsara ho an'ny taranak'elah fa tsy ny vary 500 hoanina herinandro akory no entina ilazana fa mitsinjo an'lah radomelina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0793