Sylla O

1. yvaj ( 02/04/2009 13:11)
15h09 - Le couple Sylla a apporté leur soutien aux bébés siamois Mahagaga et Mahalatsa à l’hôpital HJRA. Ils étaient venu en tant que "ray aman-dreny"

Ndry! zay sisa e.

répondu par locl le 02/04/2009 17:11
2. locl ( 02/04/2009 17:11)
Ray amandreny angaha , koa aleo aloha mba hanome fa nahazo betsaka izy t@ nanonganana an'i Dada teo. dia handeha handohalika any ampiangonana koa avy eo hoe mamela ahy t@ ratsy rehetra nataoko, amen : nefa olona tena:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052