SADC

1. xxx ( 31/03/2009 12:40)
Fa inona moa ry reto ny tena tombotsoa azontsika amin'ny maha-membre antsika amin'ity SADC ity???
Raha sakafo ny pb: maninona raha ny antsika no hatsaraina.
Raha ny ankanjo: maninona raha ny antsika no hatsaraina. Ary raha te hizesta kosa, ataoko fa misy mahay manao akanjo lavitra sady mora ankoatran'ireo membren'ny SADC ireo eto an-tany.
Tsy akanjo irery io, fa amin'ny lafiny rehetra mihitsy. Sady ireo tany membre hafa koa ange mahantra mitovy amintsika. Ary tsy hoe rehefa tsy membre isika dia midika hoe tsy afaka mifanerasera amin-dry zareo.
novalian'i gasmlay ny 31/03/2009 14:38
2. KALACK ( 31/03/2009 12:54)
bdhfgwgfezsos,tiqnvcwxqbehdsgdfdteqod,fnvwxcwbvdsgdjhqiejrncjsdnfgcx
3. penguin ( 31/03/2009 14:00)
Manana web site-n' ny SADC ary vakio f'aza manontany olona dia mba tsy ny fo fotsiny no ampiasaina satria tsy mahavokatra ny ilainy rehetra ity Madagasikara ity. Vary haniny aza hafarany sao tsy hainao.
4. gasmlay ( 31/03/2009 14:38)
satria naondran'i dada daholo ny vary!! 8) :@ :miam: :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3046