TGV mahalasa saina

1. xxx ( 31/03/2009 10:37)
Mba fantatrareo ve fa manana nationalité française anie io olona milaza azy ho filoha io e! ny maha gasy azy aza efa nolaviny!!!
novalian'i fijo ny 31/03/2009 22:06
2. Oay ( 31/03/2009 11:32)
Sao d mba tsy mety kosa izany klé!
Ny tena olana d na manana nationalité hafa na tsia d hoe "ahoana no atao mba tsy hahafahan'ny mpitondra mitsoaka any ivelany rehefa avy nameno posy?"
Satria Marc Ravalomanana zao d any an-dapa any Swaziland any éééééééééé!
Didier Ratsiraka any @ villa any Neuilly frantsa any éééééééééééé!
Pasitera any USA any éééééééééééé!
D ny Malagasy any Madagsikara any éééééééééééé!
3. ni81 ( 31/03/2009 11:33)
Mba fantatrareo ve fa manana nationalité française anie io olona milaza azy ho filoha io e! ny maha gasy azy aza efa nolaviny!!!
fa angaha ireo olona rehetra manana nationalité hafa dia midika kosa fa mandà ny maha gasy azy? :roll:
4. diamondra27 ( 31/03/2009 12:20)
arakaraka ny pays io k
misy hoe tsy mahazo maka nationalite double zany fa manda ny iray
5. ndenn ( 31/03/2009 12:26)
Miankina @ toe- tsaina io nationalité io .Tsy dia midika ho inona rehefa tena alalinina .
6. xxx ( 31/03/2009 12:53)
jhfnsqvveyqortuthvcxhgswnqsxbwusgwbxcwsbwudfeghqsevwcxsvfhflsoàtlt
7. fijo ( 31/03/2009 22:06)
ka izy koa anie te ho vazaha nefa tsy ho izy mihintsy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084