Mémoire courte ou faire semblant d’oublier sa fanahiniana ??

1. Noue ( 31/03/2009 07:54)
[URL=http://img19.imageshack.us/my.php?image=organese23ad.jpg][IMG]http://img19.imageshack.us/img19/3995/organese23ad.jpg[/IMG][/URL]

io sary io zao dia t@ nangalana ankeriny ny ministera, ka mba mety ve zao sa tsy mety ? sa rehefa ry zareo no manao ny ataony dia mety avokoa ??

http://www.madagascar-tribune.com/Memoire-courte-ou-faire-semblant-d,11569.html

Le ministre de la Sécurité publique a ensuite fait remarquer que la liberté de manifester est observée par le régime mais que les manifestants de la Place de la démocratie ont dépassé les limites car ils ont enfreint à la loi en faisant des casses. Des commerçants et propriétaires des abords des grands avenues d’Analakely ont porté plainte, a-t-il indiqué. Contrairement à ce qui s’est passé lorsque les manifestants pro-TGV ont occupé la Place 13 mai, où c’était calme précise-t-il.

zany izy io??? ary ny fandrombana, fandorana , fanampotehana niseho rehetra?? tsy koi zany ireny ???
2. yuka ( 31/03/2009 08:00)
Rehefa zareo hoa no misioka dia voromanga,fa raha ny afa dia vorondolo e!
3. Andribe ( 31/03/2009 08:07)
La vérité des autres n’est pas la vérité des uns, mais les deux n'ont qu'une partie de la vérité qui n'est jamais entières

donc il faut s'en méfier des deux
8O 8O 8O 8O 8O
4. Oay ( 31/03/2009 08:14)
yuka:

Rehefa zareo hoa no misioka dia voromanga,fa raha ny afa dia vorondolo e!


Ka io wa! d tsotra:
Olona maro be no manatsaina ao @ TIM sy ny MFM ka maninn aloha raha mandeha miady hevitra @ ilay fihaonambe d rehefa tsy mahazo maneho hevitra eny ambony latabatra d izay vao midina andalambe klé.


5. bozyboleta ( 31/03/2009 11:44)
Tsy omena tsiny loatra le rangahy io.
Na io voan'ny retour d'âge na tratra'ny Alzheimer. :lol: :lol: :lol:
Fa mety ho nidiran'le devoly noroasiny koa an! Toa mpiandry mantsy hono ngama.
Dia androany zao iza no nanao fihetsiketsehana teo @ ville, de firy no voaendaka indray teo Analakely? Hatr@ bus avy no nosakanana nanendahana ny olona tao anatiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0625