29 Mars tsy hainy TGVendran akor! MANAOVA DAHOLO HONO FETY
1. molota
(
30/03/2009 19:42)
Tena conard au pouvoir marina ty klé! avy manatitra voninkazo hono dia faranana @ny fadihizana! 29Mars ny V io! :-D :-D, zany lotra refa mitomany frantay! ts mahalala ny tantara maha Malagasy azy intsony. Tsy milà @nareo TGVendrana ny "Malagasy tena tia Tanin-drazana" ny tantara dia mbola mitohy! ary ny tantara koa no hitsara :idea:
novalian'i yvaj ny 31/03/2009 07:22
2. zandikely
(
30/03/2009 22:13)
Aleko lavitra izy nanitra voninkazo avy eo nanao lanona toy izay RAVALOMANANA tsy nandraharaha ny tolona tamin'ny 1947 lazainy fa mbola tsy teraka izy ka tsy misy dikany aminy.
Tany Majunga amason'i Jacques Chirac nilazany izany adalany izany.
Tany Majunga amason'i Jacques Chirac nilazany izany adalany izany.
3. ra8enforce
(
30/03/2009 22:43)
mba fika handresena lahatra ny chirac lesy io an,ela ve tsy mahay politika an,ny MDRM vrai lesy hitan ela ao @ tim le tena fanatika,fa tsy ny padesm e
4. zandikely
(
30/03/2009 23:26)
Maro ny fomba azo handresena lahatra olona fa tsy fandavana ny zavatra nianan'ireo Tia Tanindrazana.
Karazana insulte an'ireo Tia Tanindrazana ny filazana zavatra tahaka ireny, nefa mba filoham-pirenena.
Tsy teto andrenivohitra teto Tana velively ny mpitolona sy namoy ny ainy tamin'ireo membres MDRM. Mbola mitovy amin'i Ravalomanana tsy mahay tantara koa ianareo zany nama.

5. yvaj
(
31/03/2009 07:22)
Ra za ndray klou de manameloka an'iny fihetsikai ny mitsy e.
Dadabenay zay tezitra mitsy: hoy izy hoe oh avy mandevina anie io fanaterana voninkazo io e, fahatsiarovona ireo namoy ny ainy izany hoe andro fisaonana hoy izy koa maninona no asiana mandihy de nitomany izy sady niteny ndray : "tsy lisany marina no nitolona sy maty t@ zanyde zao sisa no ataonlisany an".
Ary marina io amiko.