Mitady ho ratsy!

1. xxx ( 30/03/2009 18:36)
Mitandrema isika manaradia an'ny zanaky kala hafa fa mitady ho ratsy ireto andian'olona 20000 ireto. :D
Aoka isika tsy hanao ohatry ny nataon'i dada, ka hanao be marenina, minia tsy mahita ny fanakorontanana homanin'ireto demi-frerentsika ireto.

Fa na izany na tsy izany, isika tsy hiala, ka dia omano indray izany ilay fitaovana isan-karazany fa ho avy indray ny Gidra.
novalian'i yuka ny 31/03/2009 03:38
2. sadeky ( 30/03/2009 18:38)
MARINA IZANY E LE ZANAKA HAFA RENY 3000 MBATSY MBOLA AO KOA E
3. Andribe ( 30/03/2009 18:48)
in daoly zany kozy zany tsisy biziny angaha za aloha izao mivarotra kibay sy baramina sao de mba hividy lisany mivarotra bomba @ tavoahangy koa aho eo @ 50.000 ariary eo indray mipoaka de samy vita ny ra8 sy ny tgv =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. salopard ( 30/03/2009 19:12)
PEACE AND LOVE RY ZANDRY, no antsika a!

Afaka tsy mitovy hevitra e!
saingy aoka ity gidra lava ity, tsy asiana izany kobay izany,

fa na tiantsika na tsy tiantsika hifarana @ fifidianana ihany ny raharaha.

Mandositra daholo ny sefo, rehefa ratsy ny raharaha, ka homanina hamelezana an'iza izany fitaovana lazain'i toi izany?

mba misaina ho'a !

i Deba ao neuilly (france ) mifoka boyard sy habana

i Ravalo ao pretoria (Sudaf) mihinana yaourt .

Dia i TGV handositra any France koa, dia hanao dancefloor, sy misotro whisky

dia ialahy isany ve no hifamono eo? TSSSS , aoka hoa e!!!

Dia mifamonoa ao ary rehefa adala, dia izaho irery no bandy sisa @ tanana,

je serai le seul coq du village, dia lasako daholo ny poule rehetra, j'en ferai un grand harem
5. Noue ( 30/03/2009 19:18)
dia aza hadino ilay kisoa anao eee :-D :-D :-D :-D
6. yuka ( 31/03/2009 03:38)
Zay manohana ny zanak'i dada foana e!
sady tsy manana CAPSAT no tsy be fitaovana toireo fozaorana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1198