hanao grevy eo ambohijatovo koa ry coutiti sy ry penty

1. dofinois ( 30/03/2009 09:42)
raikitra ny tena democratie miaraka an'i tgv,izao dia manomana grevy fanohanana an'i tgv sy ny fanjakany ny gadra afaka,miaraka amin'i coutiti sy ry pety ,voninahitsy ,dia eny @ 13mai ry alain ramarson no mametraka ny tranga bato hoan'ireo maty @ 7fevrier :-D :-D :-D :-D
novalian'i pitchou ny 30/03/2009 12:41
2. sadeky ( 30/03/2009 10:01)
ALEO HOVY EO MBA HO JERENA AZY E,EFA ELA NO TSY NAHITANA AN'I COUTITI SY PETY IZAY
3. hery ( 30/03/2009 10:43)
Tonga dia nahazo poste hibaiko ny capsaty zany ry coutiti sy Fidy
4. sadeky ( 30/03/2009 11:08)
aleo izy hoavy eo rahampitso fa eo no derneir jugement hoazy e anaovan'ny fitsarambahoaka tena marina .
5. Mirananirina ( 30/03/2009 11:09)
raikitra ny tena democratie miaraka an'i tgv,

Manofy angamba izay e............Efa nahazo seza tsara daholo izany ry zalahy ko.Hiakatra indray izany ny vidimpiainana o
6. yvaj ( 30/03/2009 11:31)
zany anie de midika ho tsy fahazakana le democratie mits e!
Manao ny pro ra8 de lazaina fa amboarina ny zaridaina ka tsy azo idirana nefa zao de hoe ho eny koa zareo.
Aleo andeha hojerena e, de mitombo ihany ny fitsarana azy kou.
7. dalie ( 30/03/2009 11:47)
Ka inona moa ny olana tsy natokana ho an'ny ANTOKO iray Ambohijatovo fa ifandimbiasana ny toerana
8. xxx ( 30/03/2009 12:12)
kozy ve ?? lasa nanohana ny TIM nigrevy niaraka aminy eny Ambohijatovo ve ry Coutiti sy Pety .. lé !! ka tsy ho lasa nahazo aina ve ny TIM nahazo namana andry zalahy ireo ??
9. pitchou ( 30/03/2009 12:41)
Tonga dia nahazo poste hibaiko ny capsaty zany ry coutiti sy Fidy

ko tsy tonga d rava ny kapisaty? sa hanao fifidianana manokana ao klo rizalahy we iza no deba?

zany anie de midika ho tsy fahazakana le democratie mits e!
Manao ny pro ra8 de lazaina fa amboarina ny zaridaina ka tsy azo idirana nefa zao de hoe ho eny koa zareo.


ka io tsy hijanona mihitsy ra mbola train sy fiaramanidina no eo e! ny eo ihany no ahodikodina! mety mbola vô valifatin'le propagandy kominaly iny zao fa tsy mbola le t@ity taona ity akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442