Avereno hono DADANAY

1. salopard ( 29/03/2009 20:16)
Tena lasa SEKTA ihintsy le TIM, Dada indray izao ve no fiantso ny Prezidanareo.

Raha tsy sekta tsy hiantso ny GOUROU- ny hoe dada


De ahoana? satria dada ve dia vadin'ny Mamanareo izany ?

Tsara ihany fa hendry Mamanareo, ary ny vadiny vadiny ihany.

Fa Ianareo no efa sekta, dia antsoy dada ny GOUROU-nareo

tsy ampy dôzy aloha

sniff...

tchouff...
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 22:27
2. Noue ( 29/03/2009 20:18)
malahelo indray rasalopard fa tsisy dada klet'ieee :-D :-D :-D :-D fa nankaiza hono ?? :-D :-D :-D :-D
3. ra8enforce ( 29/03/2009 20:22)
dia avereno koa mama lalao :-D :-D :-D dia dadanay e
4. KALACK ( 29/03/2009 20:25)
Mahaz her andr amanal ny tgv fa met daol ny atao , ka ts hiverndaln tson fa ny ho av no jerena de ze ampandros n firenen
5. xxx ( 29/03/2009 20:28)
tgv tsy maintsy miala point barre,tsy misy karama ny fonctionnaire,dia hiverina eo le dadanay hafa reny dia ny amiraly e :-D :-D :-D
6. rakaroka ( 29/03/2009 20:36)
Danja ihany tokoa aloha ´ty firenena tsísy ray ity an :?
Dia ny zaza anefa misahotaka tsy misy mpiahy loatra izany,
mitomany
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
dia hoy le rotsy izay:
"Mangina zaza...aza tomany zaza ...hon!hon!
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
mangina zaza .................on!on!

:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
7. Andribe ( 29/03/2009 22:27)
eo ndray rakaroka de manao ranosantoaka eo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0924