DONDRONA BE ILAY SUJET \" liberté d\'expression\"

1. xxx ( 28/03/2009 21:45)
Tout individu a droit à la liberté d\'opinion et d\'expression, ce qui implique le droit de ne pas etre inquietété pour ses opinions et celui de chercher , de recevoir et de repandre , sans considerations de frontières, les informations et les idées par quelque moyens d\'expression que ce soit

Te-hanambany olona satria nahoana ??

Satria ianao dondrona , vendrana , kely loha , midehadehaka ery nefa tsa misy ati-doha :}
novalian'i bazylou ny 28/03/2009 22:57
2. xxx ( 28/03/2009 21:52)
xxx:


Satria ianao dondrona , vendrana , kely loha , midehadehaka ery nefa tsa misy ati-doha :}



ireo ve no valiteny hitanao ? da fatratry, da mahonena marö!!!! Ontsa anao ny malagasy mitaky ny fahafahany
3. xxx ( 28/03/2009 22:05)
Tout individu a droit à la liberté d'opinion et d'expression, ce qui implique le droit de ne pas etre inquietété pour ses opinions et celui de chercher , de recevoir et de repandre , sans considerations de frontières, les informations et les idées par quelque moyens d'expression que ce soit

ireo ilay natao tsenjery fa tsy hay ny dikany, na nampiatra azy ara-bakiteny aza tsy hay akory! na ny mots iray tao aza tsy voahaja.

aza manahy ianao fa io fitondrana azo t@ herisetra io no ho tonga amilay teny hoe "Tsy mihoatra ny kitrokely de halazo"
4. bazylou ( 28/03/2009 22:57)
ary ny an'ilay 8 angaha tsy azo tamin'ny makarakara sy ny fifidianan namboarina?? :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3287