Tsy hita popoka ny deputé william
1. news2dago
(
28/03/2009 20:17)
Proviseur ny lycée Jules fery ity tsy hita ity.
Misy tokoa ny olona namoy ny ainy ary misy razana nafenina ao @ RM1 araka ny vaovao maripototra voaray farany.
Dia ahn ihany ity fiainana eto madagasikara ity e! izay hitondra zany dia hamono olona foana ve?

novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:38
2. Noue
(
28/03/2009 20:29)
sao dia mbola any @ hopital?? satria toa oe misy deputé naratra dia nahiditra hopital?? tsy tadidiko oe taiza no nahitako an'io
3. news2dago
(
28/03/2009 20:46)
Noue:
sao dia mbola any @ hopital?? satria toa oe misy deputé naratra dia nahiditra hopital?? tsy tadidiko oe taiza no nahitako an'io
Toa vehivavy ilay deputé naratra any soavinandrina io
5. Andribe
(
28/03/2009 21:38)
ary misy manao reglement de compte any ambadika any zany an :/ :/ :/ :/