Mbola tianareo ve ny hiverenan'i Ra8?
21. xxx
(
28/03/2009 22:50)
tsy sitrak'Andriamanitra ve no nahalany azy t@ 2006 ry soanja? raha sitrany tokony tsy nalana teo izy fa nanapitra ny mandat any!
22. soanja
(
28/03/2009 22:55)
Sitrak'Andriamanitra ny nahalany azy teo saingy izy nivadika tamin'ny teniny. Tsy nihazona ny teniny izy hanompo firenena amin'ny fo sy ny sainy fa ny fananany aloha no nataony izay hampatevina azy.
Tsia, tsy manaiky fitiavan-tena be loatra Andriamanitra indrindra ka raha ny olony no atao fitaovana sy lasibatra amin'izany.
Aza hadino fa nanam-pahefana izy! Izay misy dia sitrak'olombelona avokoa satria isika ihany no namorona ny olana hiainantsika izao. Andriamanitra dia hitazana izay ao anatintsika avy!

23. xxx
(
28/03/2009 23:07)
misy fetrany anie no hitondrany eo fa tsy hoe mandrakizay ary olombelona izy fa tsy olo-masina, iza @ olona no tsy manam-pahotana,firy @ olona no tia tena ,firy @ reo mpitondra eto @ zao tontolo zao no mitana ny teniny, fa na izany na tsia tokony navela nanapitra ny mandat any izy d tsy nisy firy ny faty olona sy ny fahasahirany firenena ôtr'izao.
24. soanja
(
28/03/2009 23:47)
xxx:

Ehhh raha mba nahalala ny fahalemena mantsy izy ka nahalala fa tsy mendrika ny nataony nanampim-bava ny maro nidradradradra ny tsy fetezam-pahefany. Raha mba tazany mantsy ny fahantrana tany ambanivolo tany ka mampitomany ny moana tokoa. Ka nahay nanala ny tenany talohan'ny faty olona izy dia hoy aho hoe manaiky ny fahendreny aho.
Tsy misy tsy manam-pahotana akory isika fa raha toa kosa mba mahalala fetra ny olona iray dia tsy niditra tamin'izao pataloha tery izao isika mianakavy.
Tsy voatery hijanona ela amin'ny fitondrana ny olona iray raha toa ka hitany fa misy tsy fahombiazana ny zavatra nataony. Fahalalana ny fetra no olantsika Malagasy ary io fa tazana io izany amin'ny alalan'ny fitakiany ny fiverenany indray. Malahelo tokoa ny tenako fa horipaka indray RaMalagasy!
25. xxx
(
29/03/2009 04:22)
ory sonja an!!!! matoa ny olona mahantra dia izy no tsy miasa ho an'ny tenany! izy no kamo nefa be tenda fotsiny!!!!
Amiko aloha an!!! tsy miankina @ mpitondra mihitsy ny mampahantra sy ny mahampanana anao e!!!! fa miankina @ eri-pon'ny tsirairay!!!!!
Ny atsembohan'ny tavanao no hinanao fa tsy ny hatsemboahan-dra8 ankory!!!!!
fa raha ny hahatsemboan-dr8 no hinanao dia naman'ny mpangalatra zany enao!!!!
toin'ny ataon'io Tena Malagasy Vendrana io e(tgv)

26. tsimatimanota
(
29/03/2009 05:21)
TADIDIO FA INDRAY MANDEHA IHANY NY FAMONJENA TOY NY MESIA
KA MBOLA TSY TARA FA ANIO 29 MARS 2009 MBOLA AFAKA MANAVOTRA AN I MADAGASIKARA IANAO
NY 34 TAONA ANIE TSY NAHATRATRA IZANY 29 MARS 1947 IZANY E
SADY TSY MANAMPALALANA MIHITSY
NY FANTANY DIA VACANCE MAKANY FRANCE
TSY MBOLA TANY USA AKORY, AFRIQUE
TSY MBOLA MIKATONA NY LOHAMALEMINY,
TSY OMEKO TSINY IZY FA TSY FIDINY HO AZY IZANY
KOA ENY MAHAMASINA ISIKA HANEHO NY FIHAVANANA MALAGASY
EFA FANTATSIKA ILAY IRAK ANDRIAMANITRA HANAVOTRA ANTSIKA
KOA HO TSENAINTSIKA @ AMBONINAHITRA LEHIBE IZY AVY ANY ANTANY LAVITRA NITADY VAHAOLANA HANAVOTANA ANTSIKA MALAGASY
SAMIA TONGA SAINA
SAMIA HO TAHIAN ANDRIAMANITRA
HIVAVAKA HO AN NY FIRENENA
SY NY MPITONDRA ANTSIKA NANOMBOKA NY 2002 MANDRAKIZAY
AMEN

27. soanja
(
29/03/2009 07:21)
xxx:
ory sonja an!!!! matoa ny olona mahantra dia izy no tsy miasa ho an'ny tenany! izy no kamo nefa be tenda fotsiny!!!!
Amiko aloha an!!! tsy miankina @ mpitondra mihitsy ny mampahantra sy ny mahampanana anao e!!!! fa miankina @ eri-pon'ny tsirairay!!!!!
Ny atsembohan'ny tavanao no hinanao fa tsy ny hatsemboahan-dra8 ankory!!!!!
fa raha ny hahatsemboan-dr8 no hinanao dia naman'ny mpangalatra zany enao!!!!
toin'ny ataon'io Tena Malagasy Vendrana io e(tgv)
Mampalahelo be tokoa izany fomba hijerevanao ny fahantran'ny tsirairaidray izany. Enga anie ka tsy ho an'ireo izay manohana an-dRa8 rehetra no mihevitra fa toy izany ny fiainana fa dia mbola ho ela ity fiainantsika olombelona ity vao mba ahita rirany amin'ny fahalalana ny tontolo iorenanan'ny mahaolombelona sy ny fiarahamonina. Misaotra na izany aza fa misy iasako lalin-dalina kokoa ny hevitrao androany.
Hanoro anao sy hitsilo anao anie ilay Mahery!
29. xxx
(
29/03/2009 10:12)
fa soanja ve mihevitra fa hilamina ny tany raha fanjakana jiolahim-boto no mitondra ; ny azy anie ka valifaty fotsiny t@ izy tsy nekena ho gendre eh fa ny loha maleminy tsy mikatona tsy mahatakatra akory ze firenena zany
ra niandry ny nahafeno taona azy izy anefa tena lasa mamy hoditra mintsy fa saingy tsy nahandry ny andro zoma ka de nihevitra hanidina mialoha fa ny firenena no miara -mianjera aminy ; 2 taona ve tsy ho andry fa ra8 anie ra hirotsaka 2012 tsy ho lany intsony e fa zao izy na efa nangidy aza lasa mamy in1 satria tsy mbola misy ny tsara noho izy niseho teo

30. soanja
(
29/03/2009 15:08)

Tsy mahalala izay ho avy aho na hilamina ny tany amin'ny TGV na tsia rehefa omena azy ny hitondra ny baolina izao aloha. Aleo izy hampiseho ny fahaizany amiko. Omeo fotoana izy hanatsara izay mba vitany. Ny tsy fananantsika faharetana sy ny fitiavantsika ahazo izay irintsika eo no ho eo no mahatonga antsika tsy mety tonga amin'ny firenena izay tena mba faniriantsika ny misy azy satria nahoana tsy ampiheverana foana no hanaovana ny zavatra, entanin'ny fihetsepo mitady fahafaham-po eo no ho eo. Ary io tena hitako fositra tamin-dRa8, TIA TENA BE LOATRA!
Tsy rariny ny zavamisy saingy io aloha no zavamisy satria nanao ny tsy nety izay nitondra teo. Ka nahatonga izao olantsika izao. Raha mba filoha HENDRY Ra8 dia hoy aho hoe isika no tsy nambinina tokoa!
31. vilambava
(
29/03/2009 15:55)
[/quote]

Aleo dia lazaiko hoe mampihomehy ahy io fisainana ambony io. Aleoko mihomehy toy izay hiteny ratsy na ho tezitra. Ataoko hoe manadino ny tantara izay nanoratra an'io (mba tsy hilazana hoe tsy mahay) satria matoa afaka manoratra sy tafiditra amin'ny sehatra toy izao dia farafaharatsiny mba olona nandia fianarana ihany raha malagasy no resahantsika. Tena adinonao tanteraka ny tantara sy ny zava-nisy teo aloha. Io toe-tsaina miandry sy mijery izay hitranga io hatrany no nahavoa sy nahavery an'i Madagasikara toy izao. Izay niakatra nitondra teo dia natao an'izay daholo: aleo indray aloha ity mba ho jerena de ho hita eo izay atao azy.
Ary ity indray mitoraka ity nge dia efa hita ny toe-tsaina feno habibiana hasehony: tsy mbola hitako izay fihetsika mitory fitiavan-tanindrazana nasehony. Ny kabary izay lazainy tsy misy mba fanomezan-danja ny mpihaino azy fa ny IZAHO no betsaka ao anatiny. Ny toe-tsaina feno valifaty no asehony. Fampanantenana poakaty hatrany no asesika ny olona mihaino azy. Lainga tsara lahatra hatrany no aroso amin'ny fihaonana. Ny teny tsy voahevitra sy ny filazana izay takatry ny vava eo noho eo moa dia aoka tsy holazaina intsony.
Ny tiako lazaina dia hoe: aoka izay. Efa hita fa tsy hahomby dia aleo hajanona dieny izao. Aleoko lavitra miaritra roa taona amin'ny fitondrana teo aloha na dia tsy mahafa-po aza, satria izay no nifanekena taminy vokatry ny safidin'ny maro an'isa, toy izay hiaritra na dia herinandro fotsiny aza amin'ny vokatry ny safidin'ny olom-bitsy izay tena azo lazaina hoe vitsy ary tena vitsy tanteraka nefa dia terena ho feon'ny vahoaka malagasy.

32. mibalika
(
29/03/2009 17:10)
miarahaba,
amiko d tsotra raha tena fitiavan-tanindrazana no nataon'i tgv ,dia tsy nanao bodongerona am le seza izy fa kosa hanamasaka tsara ny heviny hi contrer an-dRA8 am 2012,angamba d mba nety ho "obama" gasy am zany fa tsy nahandry ny andro zoma toy ny inon moa hoy ny Ntaolo,mety oa ny migrevy tsy nanao famoretana ny amizany ny mpitondra ,raha nataony aradrariny io d nekeko fa ny azy basy amantafondro TSIA TSY EKENA

33. tgvra8
(
29/03/2009 17:55)
tssss toa tsy sahy miverina akory lery angamba matahotra izy sao misy hamono tssss de manin zao raha miverina fa tsy miodikodina any ambadika any
34. xxx
(
29/03/2009 18:41)
o ry soanja enao faly mitanisa reo zavatra tsy nety nataon-dra8 ka maninona no tsy ireo zavatra tsy nety nataony reo no nanaovana grevy fa tsy tonga d ny hoe hahongany, fantatry ny olona rehetra hoe mônôpôliseny daholo ny zavatra rehetra maninona no tsy tonga d izay no higrevena sy hilaharana hitondrana sora-baventy hoe tsy ekena, fantatra sy heno hoe hampanofaina @ koreanina ny tany maninona no tsy zay no hilaharana, fa tsy havela hitambatra ny tsy mety rehetra d hoe hahongany fa mampahantra ny olona!
35. soanja
(
29/03/2009 19:47)

Sanatria ka faly aho mitanisa an'ireo. Mampalahelo ahy ny zavanisy tany Mada ary tena mampivarahontsana ny niafaran'i Mada. Amiko anefa dia tsy misy tiako na i Ra8 na i TGV aleo hazava. Samy tsy manana ny fahendrena hitondra intsony ireo roa ireo. Samy nanimba samby nandrava.
Aleo hazava aloha ry xxx fa na ny radio sy tele kely tary aza mba nilaza vaovao sy nitatitra izay mba zavanisy momban'ny tsy fitezan'ny fitondran-dRa8, inona hoy ianao no nataony? Ianao mahalala ny nataony. Ka raha hoe grevy sns dia tsy henoin'ny hazondamosiny izany. Asa tadidinareo fa tsy nihevitra azy ho diso izy raha tsy efa hitany ny voka-dratsin'ny mokondohany. Efa mitroatra ny vahoaka madinika. Mba diniho anie Tompoko amin'ny maso tsy miangatra ny olona nilahatra sy nanao fihetsiketsehana ireny. Inona no mahatonga ireny olona ireny ho voasarika tamin'izany dia satria notsinotsinoavina loatra ny momba ireny olona ireny. Nambaniana aza ny tena izy amin'ny fiainana andavanandro. Mampalahelo ahy ny fisainanareo milaza fa mbola tsara madina ilay Ra8. Azalahy! Ny tenako izao dia afaka hiteny fa efa ela tsy niankidoha intsony tamin'izay fanjakana fa tonga dia nanao ny zavatra azoko natao ny fireneko satria nahoana izay teny miakatra dia tsy raharahiany mihitsy fa odiany tsy hita. Ny tantsaha tena efa nikolay tokoa, alefa any ny sary sy ny facts rehetra. Tsy hita ry zareo mba hanome hoe izao re no atao na miandry nareo na ahoana?
Milaza aminareo aho fa namangy PDS iray tany amin'ny faritra iray tao Mada aho. Miaraka amin'ny tekinisianina sy ny maire ny tanana iasana ary ny mpiandraikitra ny asa atao ao amin'ny faritra ara-panjakana. Inona hozy nareo no nataon'ilay pds teo ampandraisana anay, maneno isa-minitra ny portable-ny dia sady mamaly anay izy no miteny amle cell eo. Tsy noraharahainy ny hevitra sy ny fanampiana entina hanatsarana ny faritra nefa ny olona any efa tsy mijaly noana ary marary. Ny resaka narosony tamin'le Maire de hoe aiza no misy tany azony mba hampiasaina ho azy manokana fa mila tany be be izy hanaovana fambolena ho azy. Tezitra be zah satria izany ve no mba handraisanao ny olona misahirana mitady fanasoavana ny faritaninao? mba ehe hoy aho fa dia olona tahaka ny ahoana ary no mifidy ireny olona ireny. ,Mazava tokoa ny zavanisy, ny azy sy ny hameno ny paosiny no nahasahirana azy fa ny an'ny hafa madinika ary dabaniatry manoloana azy! Hello!!! tsy mi-support izany fanjakana izany ny tenako!
Alefaso malaky zalahy ny fifidianana!
36. xxx
(
29/03/2009 22:20)
io ry soanja d efa toe-tsainy ny akamaroany olona rehefa mahazo toerana sy fahefana, efa raiki-tapisaka ao an-dohany ny hitady sy hanao zay hampety ny tenany sy ny ankohonany,d hino ve enao fa raha havela hiasa eo ry tgv d tsy hanao ôtrany ataon'io pds io, amiko n'iza n'iza tonga eo d tsy maintsy ôtran'io foana ny zava-misy rehefa mahazo toerana, toe-tsaina mihitsy no efa voa ka mila fanamboarana, ny solution zay no mila tadiavina. Ny manana te hampitombo ny efa hananany ny tsy mbola manana eto no fanararaotana hozy!
37. soanja
(
29/03/2009 22:53)

Ekena mihitsy tena lomorina ilay teotsaina ary ankamaroan'ny Malagasy, fa izay no isany nifidianako an-dRa8 tamin'izany satria nino azy loatra aho ary nanantena tokoa ny fahaizany mifidy izay olona miahy ny firenena fa tsy ny fositra rehetra toy ireo taloha. Tamzay aloha aho dia tena ni=swear swear mihitsy hoe tsy hanohana azy intsony.
38. moi
(
30/03/2009 05:25)
Ilay Ra8 niala ry soanja dia hitovizako fijery aminao. Nahoana izao raha niala dia nasiana teny hoe TSY FIDINY HO AHY ? Sady niala ianao amin'izay no manisy tsindrom-paingotra. Dia raha an-kery iny, ahoana izy tsy manao filazana aty aoriana kely, toy ilay minisitry ny tafika noterena teny Ampahibe ? Fa sao dia tsisy izany teritery izany fa fijery Pro Ra8 izany ! Ilay izy natsipin'ny tafika tany amin'ny TGV no mety tsy tantiny. Iny no asa ! an-tery sa an-tsitra-po ?
Fa tiako Ra8 raha miverina fa asiako fepetra !