ARIVO LAHY TSY MATY IN DRAY ANDRO

1. molota ( 28/03/2009 17:00)
ny BASY sy ny karazany TSY MAHARESY NY VAHOAKA MALAGASY mazaka ny valiny ry miaramila tsy vanona mpamono olona :!: :x
novalian'i molota ny 30/03/2009 08:09
2. andrywui ( 28/03/2009 17:03)
hi !hi !hi !hi !hi !hi !hi ! iieeny ary ee !! hi! hi !hi !hi !
3. molota ( 28/03/2009 17:11)
Sodé everina lah fa FOZA orana karamaina 1000 Ar otran'lah nga ny ARIVO lahy tonga eo :?: mihomana lah!!! ry Wui mpamono olona!! mihomeza fônà!! :twisted: misy tsilo maranitra ny seza leisany :-D
4. andrywui ( 28/03/2009 17:15)
Ao ary fa tsy hiomehy tsony ah lesy a!! ppffffff !!!
5. pimaso ( 28/03/2009 17:17)
SADC TO LIVE FOREVER
6. molota ( 28/03/2009 17:18)
na pfff na hhi :!: tsy resy lah ny vahoaka malagasy MAZAVA :twisted:
7. andrywui ( 28/03/2009 17:22)
Ka ampidiro ary le SADC zany fa elabe tsy hita iany e !! amzay mba afaka hifaly laisany !! fa amzao anie ry lereto de tsy misy espoir mitsy nareo TIM fa miandry avandra main-tany fotsiny miandry tifitra basy rano fotsiny !!!
8. KALACK ( 28/03/2009 17:32)
Hitambaran kofy at elà zany ra-wui a, nis betsak be on lety r wui no maty fa tong nentin havany nod ny sasany a, ar nareo Tim ko anie mb tokon ahay manao fair-play e, ref mb voa d mb miartr marn , fa ny Tgv zao hatrmzay niri pery teo fon , na tifiitr na rovitr pataloh , na fandrahonn , na fandroahn
9. molota ( 28/03/2009 17:32)
aza maika rwui a! Seza rivotra seza leisa :-D :twisted:
10. Mirananirina ( 28/03/2009 17:33)
miaramila tsy vanona mpamono olona

Marina fa tsy mety ny ataon'ny miaramila sasany,fa ny nibaiko an'ireo no tokony ho samborina sy henjehina
Maro be anie ny miaramila e,aza izy rehetra no omena tsiny
11. Mirananirina ( 28/03/2009 17:38)
Jereo fotsiny ity,izay colonel kely ary


Le colonel Ndrianarijaona, qui s'est entretenu moins d'une heure avec son prédécesseur, a affirmé avoir l'armée derrière lui. Il était à la tête d'un groupe de soldats qui avait annoncé le week-end dernier qu'il n'obéirait plus aux ordres du président Ravalomanana.

12. KALACK ( 28/03/2009 17:38)
Ka ny tolon ataon'ny Tim ko ane les ry molota ty toa ts hit be nian fa ts hit ze ten oe lohany harahina fa toa miseh ho babany zany daol e, i Ravalo rahateo ts sah miditra eto Gascar tson fa ny anarana oe M/car aza mahakoditra azy ny fahenoana anzan
13. molota ( 28/03/2009 17:41)
ra ianao v?? no omeko baiko hamono olona dé ataonao :?: mba tokony hampiasa saina ihanyééé fa tsy ny vataB no en-tina mihaina!! :cry:
14. KALACK ( 28/03/2009 17:43)
Na tsy hamon ol aza anie les fa mba natao ze hiarovn ny Lapa n'ny tena sy ny Fitondran ef eo antanana e!!
15. molota ( 28/03/2009 17:50)
zao leitsy tantara oa mbola mitohy!! tsy hoé foza orana izy ka ny vodiny indray no mitondra :-D
16. andrywui ( 28/03/2009 17:56)
Fitondrana be efa teo antanana marina aza ve navotsotra ho an'olona fotsiny nefa ianao no mpibaiko be ny tafika telo mitambatra de votsotra ndray izy ty vao oe haveriko !!! nefa tam 2002 nahavita nanakarama reservistes firy arivo !! nitazonana fitondrana fotsiny !! na farafaharatsiny mba tsy ni demission fa nipitsa tany fotsiny !! zao vao haninnnn tsony on ? daitra eo aby anie ee!!
17. molota ( 28/03/2009 18:04)
zao marina ilay tong @ ilay teny hoé miaramila VATatAy! mpiaro ny seza rivotra ry foza :!: :-D :-D :twisted:
18. andrywui ( 28/03/2009 18:20)
Tsis espoir mits anie ny TIM na kely aza e !! iza ary no hantenainy eo ?? ka ny olona hantenaina hitondra aza ty tsy sahy miseh masoandro akory !!
19. molota ( 28/03/2009 18:28)
mbola ho avy fa aza taitra :!: fantatray alou fa ny anareo ny vodiny no mitondra :arrow: foza orana+miaramila vatatay :twisted:
20. KALACK ( 28/03/2009 18:35)
Yvan Randrisanndratriniony on zan no safidin'ny tim hitondra fa le raikalahy iry nanjavon ts hit e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0865