fa inona no mahatonga ny tanora????

1. xxx ( 28/03/2009 16:27)
Fa maninona ny tanora @ izao fotoana izao na lahy na vavy dia efa mahalala manao firaisana???? mahagaga fa vao 13ans monja ny zaza-vavy malagay dia efa tsy virijiny intsony??? vitsy ireo vhvavy hoe rhf any @ tokantranony vao ny tena vadiny no mamaky azy!!!! sa???
fa ny fanabeaza ve no tsy ampy sa NOHO ILAY diso manaraka ny toetranndro loatra ry zareo e????
novalian'i carmene ny 29/04/2009 08:30
2. Veloo ( 30/03/2009 13:15)

fa ny fanabeaza ve no tsy ampy sa NOHO ILAY diso manaraka ny toetranndro loatra ry zareo e


izy roa reo ao daholo. Tsy mety mihaino ny RAD intsony ary manaraka ny ny hafa oe izy efa nanao andeha mba hanao ko izaho....Ary n'aiaza n'aiza io
No sady mahery ny asan'i satana ankehitriny ka mitady miaramila betsaka izy satria efa akaiky ny androny.
Any am-parany any ny olona dia ho......
3. bounasan ( 30/03/2009 14:09)
ny toe-tsain'ny tanora tsirairay no mitondra an'io !!
eo ny anatry ny ray aman-dreny de eo kou ny fivavahana sy ny sisa zay mamolavola ny toe-tsain'ny tanora ankehitriny : tsy ampy anefa ireo satria ao kou ny toe-tsain'ny tanora izay tena maha izy azy manokana :TOKO TELO MAHAMASA-NAHANDRO IREO.Nefa ny toe-tsain'le tanora no tena lehibe indrindra!! Na hananatra otran'ny inona aza ny ray aman-dreny, na ho beazina am vavaka otran'ny inona aza le tanora : raha ny toe-tsain'ny no efa tsy any dia zay !! ts'isy afa-tsy izay !!
Ka raha mijery ny andro am zao de :

ny fandrosoana : io no anisan'ny mahatonga ny tanora halaky hanao firaisana ara-nofo !! lany andro aminy zany hoe vevavy vierge miditra ao am fanambadiana zany !! tsy lamody tsony !!de rona ny rehetra mankany!! taraiky no iantsoana an zay tsy manaraka an'io lalana io!!

:arrow: ny fifaninanana eo am samy tanora : vokatry ny fandrosoana !! de lazaina fa taraiky zay tsy manao ny fanao ny tanora hafa !! 13 na 15ans d'efa manao firaisana ara-nofo !! KA LE ENVIRONNEMENT MITSY ZANY NO MI-INFLUENCé ny TOE-TSAIN'nyTANORA!!

Ka raha mitsy tanora akiray efa miady ny tsy ho any de nohon'ny namana de METY ho lasa any alohaloha !! NEFA TSY VOTERY HO IZAY SATRIA MISY KOU IREO ZAY TSY MANAO RS RAHA TSY EFA MANAMBADY.

Tsetsatsetsa tsy aritra : ny fomban'ny silamo mou matetika de manambdy sipa vierge !! kanefa any ivelany zao de efa misy ny mpahalala ka manjaitra ny fananahana mba hamitahana ny silamo an zany fombany izany !! entina atao opération any am labo le sipa efa tsy vierge tsony , zairina ilay efa rovitra iny dia lasa virijiny vaovao indray, ary tena tery mihoatra ilay tena izy hono mety maharitra andro vitsivitsy vao rovitra indray de be ny voafitaka hoe nanambady tovovavy mbola dorigine ( efa nandeha t@ envoyée spéciale izay raha nijery ianao)!!
NY TIKO HO TENENINA DE NY HOE NY FANDROSOANA MARO NY VOKANY !! tsy ny tsara ihany fa mety ho ny RATSY KOU !!




4. carmene ( 29/04/2009 08:21)
Raha amiko aloha de tena marina mitsy zany fa tsy tokony hanao firaisana alohan'ny fanambadiana mitsy ny vehivavy.Raha mikasika ny zazavavy kely 13 dia ef manao firaisana ara-*nofo kosa aloha dia miankina be dia be @ ray aman-dreniny io satria mbola ao anatin'ny fifehezany tanteraka izany zaza izany koa mazava fa misy hafatra tsy tafita zany ao;na ihany kou ilay ray aman-dreny mitsy no tsy nampiatra ilay teny hoe "zaza tiana tsy hitsitsiana ratsan-kazo".Nefa kosa na izany aza dia eo kou ny fiaraha-monina izay anisan'ny tompon'andraikitra ihany kou satria miakina @ fihetsika ataon'ny fiaraha-monina ihany koa no mety mahatonga an'ilay zaza lasa nahasky nanao an'zay toetra zay .
5. carmene ( 29/04/2009 08:30)
Io zany alo d miankina bdb @resaka fitaizana io e.Satria, rehefa ny ray amandreny no somary goragora eo aminy resaka fitaizana d manjary mahasahy manao zavatra toa izany ny tanora tsy mbola ampy taona.Na izany aza nefa dia eo koa ny olona sasany izay mamiramira vola ohatra na sahala amin'izany, ko dia tsy maharitra ny mena miraviravy ny zazavavy. Sitran'ny ahay alo amidy akanja atao la maody mba hitovizana mainy zanaky ny mpanana hafa.Zany hoe amin'izay fotoana izay d manjaray mirona any aminy resaka materialisma le izy.Misy ko nefa ny tanora zazavavy tia andrak'andrana. Ampijaren'ny namany film vetaveta na itantarany any d andao ko mba hanadrana oe, dia anadao tokoa ary.
:*
=D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081