hi !hi !hi !hi !hi !hi !hi hi

1. andrywui ( 28/03/2009 15:51)
hi hi hi hi hon! hon! hon! hon! hon! hon !hon
novalian'i KALACK ny 28/03/2009 18:38
2. Mirananirina ( 28/03/2009 15:54)
:roll: :roll: :roll: :roll:
Tsy nisy nihomehy anie tamin'ireo faty olona voalohany e,ny tsiny no azon'izy ireo nandika zone rouge dia izay,diso tena diso.
Nandika zone rouge koa angaha ireo ry Andrywui
3. andrywui ( 28/03/2009 15:57)
za anie tsy naneho hevitra mihits ry Mirana teo fa nihomehy fotsiny e!! aleo aho hiolehy irery eto , fa tsis hanakana ahy amzany !! sa misy anti -demokrasia anmin fihomezana ko ve ??

hi hi hi! hi !hi !hi !hi !hi !hi !hi !
4. molota ( 28/03/2009 15:59)
aza taitra @ wui wui fa efa adala mihomehy irery io :!: :!: :{ :-D
5. andrywui ( 28/03/2009 16:03)
fa maninnnn anlah ary ah ry molota a !! fa za ve niteny teo e! aza mila ady eo e!

hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi!
6. Mirananirina ( 28/03/2009 16:14)
Tandremo ary rehefa reraky ny fihomezana dia mitomany avy eo
7. AnA ( 28/03/2009 16:16)
andrywui:

hi hi hi hi hon! hon! hon! hon! hon! hon !hon
efa mipitsoka d tsy hita intsony zay atao


8. andrywui ( 28/03/2009 16:20)
AnA anie fantatro fa i .... e! isao ireo point ireo !! fa za tsy maints mihomehy !! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hanao didy jadona tsy mahazo mihomehy koa ???? hi !hi !hi !hi !hi !hi !
9. KALACK ( 28/03/2009 16:31)
Point efatr les ireo ry wuiwui ,, de iz zan io point lazainlà io fa betsak ian n mtondr 4 lettres ato oh : YUKA ,MION ,NOUE ,..... ar aok zay ki-mehmeh anlà io fa tezitr n ol ry lery e
10. Mirananirina ( 28/03/2009 16:58)
Aleo izy hihomehy ry Kalack fa tsy mampaninona izany,raha hanampy azy hihomehy ianao tsy misy manakana
11. andrywui ( 28/03/2009 17:08)
Androany iany letsy io ry kalaky fa rapitso ah hanao serieux be ndray ah !!!
12. rakaroka ( 28/03/2009 17:39)
vao foy hehy koa ´ngamba le wiwi knou, dia "iza aza anefa ´ty nahafoy hehy an´i toi :?: tokony manome akoho :-D :-D :-D
13. KALACK ( 28/03/2009 17:45)
Asa rakarok ze nahazo an lery tampok teo , fa vao niditr teto ah anikeo de lery ef tapa tsinay b no hitak teo a,
14. molota ( 28/03/2009 18:11)
mbola ho tapatenda wui wui fa tsy tsinay fotsiny! :-D :-D :twisted:
15. andrywui ( 28/03/2009 18:12)
Tena koziko anareo ny marina fa tsy niteny mihitsy aho tam vao niditra teo (jereo ery am dinika ery ambany oe hi! hi! hi! hi! hi! ) fa tonga de nilana vaniny fotsiny !!!!! zay anie no tsy azoko e!
16. andrywui ( 28/03/2009 18:13)
Oay klé ity dinika ity mantsy e!! jereo ra niteny aho na kely aza fa nihomeme fotsiny !! fa tonga de ady be no natsangan'ny sasany !!
17. KALACK ( 28/03/2009 18:38)
Fantatro ane n mapmé anlà lety fa le Tim voatifitifitr teo e, elà ty ko les de ten tsssss, i Yonikafopl ko anie lagy b amlà lty e, mpam's on elà
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2417