MIJOROA RAHA MALAGASY IANAO

1. nalison ( 28/03/2009 14:18)
ankehitriny dia miseho tsikelikely ny tandroka demonin'iTGV
Manainga antsika vahoaka malagasy tsivakivolo aho Hijoro
fa androtsika izao ny fanalana io DEMONY LATSAKA ANTANY IO
Miseho ankehitriny ny mahademony azy str tsy zakany ny mahita ny vahoaka
milahatra mihoatra ny olona nifidy azy teto antananarivo renivohihtra tamin'izy mbola ben'ny tanana.mihoatra ireo foza nanaraka azy hanonga-mpanjakana teto iarivo
milaza izy fa ravalo no demony nefa izy no tena demony velona
NY TENA MARINA NY TAMIN'NY TENY AMBOTSIROHATRA DIA HAY IREO
MIARAMILA CAPSAT EFA NOMENA VOLA BE NO NITIFITRA NY OLONA TENY
REHEFA NIANDRY NY PALAIS IZY IREO
MBOLA MISEHO IZANY ANKEHITRINY NEFA HO AN'IZA MOA NY MIARAMILA
ARY ZANAK'IZA IREO TSIVALAHARA MAMONO NY MALAGASY MITOVY AMINY IREO;
TONGAVA SAINA RY MALAGASY ARIO NY TAHOTRAO HOY NY BAIBOLY
HOAN'ANDTOA ALAIN RAMAROSON INDRAY DIA ITY:
"LEHILAHY IALAHY RAHA AFAKA AMIN'IZAO RAHARAHA IZAO NY VOLAN'IALAHY IHANY NO HAMONO AN'IALAHY ARY NY TARANAK'IALAHY ISANY FAMILLE RAMAROSON DIA ANAY MANOMBOKA ETO .NY ORINASAN'IALAHY ISANY IREO DIA FANTATRAY TSARA DAHOLO ARY DIA MIOMANA "
HATRETO DIA HITONDRA NY MANGIDY TSY HO TELINY IZY IREO
2. news2dago ( 28/03/2009 15:42)
Demony foza orana be
3. itaramasoandro ( 01/04/2009 05:12)
aza mampitahotra sy mampihorohoro re ranalison fa tsy any intsony ilay resaka a! ady hevitra sy tetikasa mazava sy rariny no ilaina fa tsy fampitahorana o!

itaramasoandro 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2695