dongin'i tgv ny 13mai sy place de democratie ambohijatovo

1. dofinois ( 27/03/2009 15:53)
Araka ny fanambaran'i alain ramarson dia tsy havelany hitokona eo @ 13mai ny tim fa azy hono io ary izao indray dia hisy fametrahana tsangabato eo @ place de democratie ireo maty t@ 7fevrier .
Rehefa tsy zaka le democratie mipetraha tsy zakany vavoniny mihitsy hoe miha mahazo olona ny mpanaraka ny ra8,mbola aiza e ,
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:39
2. dofinois ( 27/03/2009 15:56)
dem tsy latsiky 40.000 no mpitolona eo ambohijatovo,tsy ra8 intsony no alan'ireto tgviste ireto fa ny vahoaka mihitsy,
lundi ny mpiasampanjakana rehetra miaraka ny mpianatra no hidina eo @ 13mai sy ambohijatovo ka hatreny amin'ny gare soarano dia ho feno olona
3. xxx ( 27/03/2009 15:56)
hoaiza aminy maro anisa eo nefa ireo e? sady sty any Ramaroson koa io e, mpanakarama jiolahimboto androba ny andraikitriny hatraminizay, ary ahita angano izy ato ho ato
4. sadeky ( 27/03/2009 16:02)
io ary ny an ela ry tgv fa vao maika miverina @ ra8 ny olona,efa hoavy mantsy ny SADC ary efa mihomakomana koa ny miaramila legaliste sy zandary ary ny polisy handray ny andraikiny fa tsy manaiky ho hampitahorin'i capsat lava eto :evil: :evil: :evil:
5. xxx ( 27/03/2009 16:16)
fa an'iza marina moa 13mai sy ambohijatovo e,toa ry Alain ramaron no miseho ho tompony sy mahay ny atao hoe democratie,nefa tsy mba nety ho lany maire na deputes tana akory raha tsy une fois t@ andron'ny hery velona rasalama.Efa tsy tian'olona intsony tokony mba mipetraka,i masters no antokony taloha ,ary tokony hiverina mimaste kely any no mahatsara an i lery iny,fa tena trouble be loatra :-D :-D :-D
6. salopard ( 27/03/2009 16:18)
MIANDRY NY ANY @ FARITANY IZAHAY, vao MINO:


Malgache : 16 millions

TANANARIVE: 3 millions (TGV : 1, 5 millions; ravalo : 1,5 millions)

FARITANY : 13 millions : tsy misy milahatra @ hiverenan'i Gourou RAVALO

RAVALO RACISTE TSY TIA CÔTIER
7. Noue ( 27/03/2009 16:28)
fa salopard nga mihevitra oe tia salopard zany Mr Ravalomanana ??? :-D :-D :-D :-D
8. sadeky ( 27/03/2009 16:31)
efa presque 19millions gasy ry salopard an,mbola i ra8 no mitarika erany faritany t@ election 2006 e,i tgv raha mahazo vato 30.000 @ fifidianana izay mandalo eo efa tena betsaka
9. Mirananirina ( 27/03/2009 16:32)
Ka hita izao fa valifaty ny any tgv,fa tsy fitiava-tanindrazana,izao tsy momba Ra8 loatra fa tsy mankasitra mainty ny tgv.
10. Noue ( 27/03/2009 16:32)
donginy satria tsy mahazaka ny atao oe democratie ry zareo ee !!
11. sadeky ( 27/03/2009 16:40)
ARY SALOPARD IZAO LASA MIHAVIHAVY BE INDRAY REHEFA MITENY ETO
SATRIA EFA KELY SISA DIA HIVERINA I RA8 HIHIHIHI MBOLA HOAIZA E HATRANY DIEGO KA FORDOPHIN ANAY ABY LETSY ,HAHAHA VITANAY NY LALANA MANKANY DIEGO DIA AVY EO HO HAMBOARINAY KOA NY MANKANY FORDOPHIN ,ALEFA RA8 MISOSA ABY MIARAKA NY 4L
12. rajy ( 27/03/2009 16:59)
Fa I salopard ve salopard marina e! Mba sokafy tsara lesy ny maso fa aza manao fijerin'antitra io a. Aty am sisiny tsy sahy milahatra fa mahery fihetsika be ny antiRa8 de aleo aloha apokan'antananarivo de avy eo manaraka fotsiny mijereva tsara @ manaraka an amzay tsy voakiana
13. rajy ( 27/03/2009 17:04)
Fa I salopard ve salopard marina e! Mba sokafy tsara lesy ny maso fa aza manao fijerin'antitra io a. Aty am sisiny tsy sahy milahatra fa mahery fihetsika be ny antiRa8 de aleo aloha apokan'antananarivo de avy eo manaraka fotsiny mijereva tsara @ manaraka an amzay tsy voakiana
14. rajy ( 27/03/2009 17:09)
Fa I salopard ve salopard marina e! Mba sokafy tsara lesy ny maso fa aza manao fijerin'antitra io a. Aty am sisiny tsy sahy milahatra fa mahery fihetsika be ny antiRa8 de aleo aloha apokan'antananarivo de avy eo manaraka fotsiny mijereva tsara @ manaraka an amzay tsy voakiana
15. rajy ( 27/03/2009 17:12)
Fa I salopard ve salopard marina e! Mba sokafy tsara lesy ny maso fa aza manao fijerin'antitra io a. Aty am sisiny tsy sahy milahatra fa mahery fihetsika be ny antiRa8 de aleo aloha apokan'antananarivo de avy eo manaraka fotsiny mijereva tsara @ manaraka an amzay tsy voakiana
16. rajy ( 27/03/2009 17:17)
Fa I salopard ve salopard marina e! Mba sokafy tsara lesy ny maso fa aza manao fijerin'antitra io a. Aty am sisiny tsy sahy milahatra fa mahery fihetsika be ny antiRa8 de aleo aloha apokan'antananarivo de avy eo manaraka fotsiny mijereva tsara @ manaraka an amzay tsy voakiana
17. rajy ( 27/03/2009 17:21)
Fa I salopard ve salopard marina e! Mba sokafy tsara lesy ny maso fa aza manao fijerin'antitra io a. Aty am sisiny tsy sahy milahatra fa mahery fihetsika be ny antiRa8 de aleo aloha apokan'antananarivo de avy eo manaraka fotsiny mijereva tsara @ manaraka an amzay tsy voakiana
18. xxx ( 27/03/2009 17:36)
hitanatarao an le kisoa nisy nipeka lesy salopard an sy zone rouge :-D :-D :-D
19. xxx ( 27/03/2009 17:50)
sadeky:

efa presque 19millions gasy ry salopard an,mbola i ra8 no mitarika erany faritany t@ election 2006 e,i tgv raha mahazo vato 30.000 @ fifidianana izay mandalo eo efa tena betsaka


Diso daholo ianareo .
20 millions ny malagasy ao Mada ,ary 150 milles ny any ivelany ankoatry ny metisy gasy . Raha raisina ny metisse rehetra dia efa hahatratra ny 23 et demi millions ny gasy eran' izao tontolo izao .
20. fijo ( 27/03/2009 22:28)
na 23 millions io na 10 millions tsy any ny olan afa hoe iza no tena arahin'ny vahoaka?izoa aloha di ahita fa ravalo no be mpanaraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0749