kristiana metisy silamo ra8

1. xxx ( 27/03/2009 13:23)
Aiza no tsy hanondrana , ny varatra no tanisany lava ka nalatsak' ny kapsat tokoa zay vao nikonetaka , tsy nahavita niaro AZY ilaY garde de corp milaza ny tenany ho black gasy sa blackjack efa tranainy be iny

Aza kristiana metisy silamo ihany fa manaonao foana dia betsaka no taritiny any @ :twisted: any VITSY TOKOA NY HIDITRA AMIN NY FANJAKAN NY LANITRA
2. Mirananirina ( 27/03/2009 16:49)
Dia maninona raha metisse silamo?????????????????Samy zanak'Andriamanitra daholo,ary tsy ianao Kristianina irery no hiditra any amin'ny fanjakan'ny lanitra fa ny rehetra na mino na tsia: na Christianisme na Bouddhisme na Hindouisme na Islam na Judaisme sns................dia samy manana ny finoany ka aoka tsy hitsaratsara fahatany
3. KALACK ( 27/03/2009 18:37)
dadan'i miranairina alo def hit mits fa manaonao fon mitenten fon mandende fon bevava fon mivavabavapoan ..poan ... poan ... poan bedabe tsy hita lazain tson io dadanareo io
4. fijo ( 27/03/2009 22:39)
tena tsy mahita laziana ny sasany ka resahina daholo izao adalana rehetra izao,rehefa koditra ny tgv di amiala,fa tsy homen atsiny akory
5. Mirananirina ( 28/03/2009 17:18)
dadan'i miranairina alo def hit mits fa manaonao fon mitenten fon mandende fon bevava fon mivavabavapoan ..poan ... poan ... poan bedabe tsy hita lazain tson io dadanareo io

Izaho be vava noho ny dadako.Izy ilay atao hoe be tsy miteny,tsy miditra politika,variana aminy fianarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.064