Miseho ny tena mpiasampanjakana nangina hatrizay
1. penguin
(
27/03/2009 11:35)
Sahirana ny Ministra notendren'i Roindefo Monja satria tsy hankatohavin'ny mpiasa isan-tokony. Izao vao misy izany Ministera mitondra Banderole eny Ambohijatovo saingy tsy nahitana izany ny 13 Mai n'ny TGVendrana. Ho sasatra ny TGVendrana satria na ny gadra navoakany aza milaza fa ry zareo no nanomboka ny fanozongozonana an-dRa8 ka ahoana no mivadibadika ny TGVendrana.
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:46
3. KALACK
(
27/03/2009 11:43)
Ze gadra navoak zan mbol mangozohoz ra mitad b fik , f ny mpiasam panjakn ndray r penguin vao miseh ts mrt hias fa be loh de afindr toern fotsin na esorn tsirairay d mandeh ndray ny machine admin fa ts ze mpias mpanjakn kel 20 sy 30 mbol Tim ts maty voalav akib reo ko ny innnn fa esorn fotsn d vit ny rahrah
4. xxx
(
27/03/2009 11:55)
efa tena olona betsaka ary miha mitombo hatrany ny etsy ambohijatovo,tsy ohatrany an'i tgv mihena antoerana ohatran'ny fehin'antitra 3000 raha be indrindra isan'andro,izany no atao hoe vahoaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. KALACK
(
27/03/2009 12:09)
Diso b ixxx fa 15000pers iTgv tam voalohn , otran'io an Tim io miits f ho leo ny pok de ahit ane n Tim f hien ampitoern be zao io Ambohijtv io d rav ho azy io, le iz rahateo mo tsis lohan mb mpitarik fa vodin daol ry leron
6. xxx
(
27/03/2009 12:12)
marina le hoe 15.000 fa rehefa kobon'olona hoe ny takitika dia 1.500 sisa dia izay ve le vahoaka no tompon'ny fahefana
7. essera
(
27/03/2009 12:34)
Io les tsika aza efa nivadika alika tamin'deba (niverina amin'ny loany). Ka raha mbola hiverina ho alika indray itsika dia efa izao tontolo izao mihitsy no miteny hoe tia manao divorce ny malagasy dia mifamerina.
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
8. penguin
(
27/03/2009 13:21)
Fa iza no tsy mahita fa politika mangarona no ampiasan'ny TGVendrana. Ny mivadika alika dia ny rehetra satria manaiky ny miverina amin'ny nalohany. Rehefa manaiky ny teritery dia averina mody ny sesi-tany ary havoaka sy lazaina ho olo-masina ny avy nigadra namono olona. Rehefa manaiky ny vahoaka dia eo samy gaigy eo. Saingy mijoro kosa ny olona ary tsy manaiky ka izao miseho izao. Tsy milamina izany ny TGVendrana fa hitebiteby eo hatrany hatrany. Tanora be heripo ka tsarabe.
9. xxx
(
27/03/2009 13:52)
kalack < asa raha azo afindrafindra tampoka toy izany ny mpiasam-panjakana na hoe soloina reefa tsy miasa.Aza hadino fa manan drot de greve ry zareo ireo ao anatin\'ny lalana mifehy azy ary efa fomba fanaon izy ireo hatramin izay nisiany izany fa tsy vao hoe tonga ny tgv na ny tim ka hampiova zavatra hafa eo indray ! sady tsy 20 na 30 araky ny filazanao azy ry zareo fa tongava eny rahampitso raha hijery azy !
10. fijo
(
27/03/2009 22:46)
izaho izao ,dia teny ambohijatovo tamin'ny "fitokanana ny kianjan'ny demokrasia"fa vao niteny hoe:"handray fahefan" dia itako fa zavatra hafa ,dia nialako.ary maro ny gasy tonga teny izao no miverina eny mahita ity ataon'i tgv ity
