fikaonan-doham-pirenena

1. maronibe2 ( 27/03/2009 10:19)
Betsaka izay fikaonan-doha nisy izay Repoblika I -II - III izoa indray faha 4volavolaina,dia mbola tsy misy gasy mpanao politika vé mba afaka hisaina ,fa misy zavatra tena tsy voandingan'ny Malagasy ao? HEVITRA TOE TSAINA ohatra,samia mandiny tena izay ihany no vaha olana amin'izao krizy lava izao,koa tsy tsara vé raha ampihaonina ireo filoha rehetra nitondra an'ny Madagaikara voafidy rehetra ka mbola velona "Didier RATSIRAKA ,ZAFY Albert,RAVALOMANANA Marc" ekena fa samy manana ny firehany politika ireo ,kanefa mety ahitana ny vaha olana sy ny tena ho fampiraisam-pirenena marina,raha tena tia Tanindrazana marina ireo filoha ireo, hevitra atsipy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065