ie , dia ahoana indry
1. bazylou
(
27/03/2009 01:02)
horakoraka sy vorivory eny rhetra eny ny an'ilay tim sy ra8ista fa tsy hita akory ze marina eo!! le lohany aza mbola nirifatra nilelapaladia any amin'ny maizina, le tany be sida indrindra eto afrika!!! ireny hono no akaman'ny lery!! hita mihitsy hoe mpitery ronono andro ririnina!! any amin'ilay tany manambady 30 ny mpanjaka dia ny lhl rhetra koa polygamie légallisé daholo!! esss mazava izany e!! ny mitovy ihany no mikambana!!
Izao izany izao dia forcena ny sadc sy ny maizina hamaizana an'i MAdgasikara fa tsy lanin'ny vavoniny le tgv!- dia izy mihitsy no hitondra ny maizina hanakenda ny pro tgv rehetra sy ny tsy mitovy hevitra aminy!!!! :-D :-D
Izany tokoa ve no atao hoe olom pirenena malagasy sa mpitery ronono maty ombyvavy e????
Ireto mpanarak aazy notena tera t... nahare le demission, !!! dia izao hono ry zareo ireo vao hiantso tody sy hivazavaza ary ho eny mahamasina sy ambohijatovo daholo ( le notokanan'ny tgv) hoe avereno le8!!
KOa raha tsy zefa ny tgv kahanaiky an'izany !!! safidim bahoaka koa ny tgv ry zareo a!!! tandremo!!! :* :* :*

novalian'i yuka ny 27/03/2009 06:00
2. patrick2002
(
27/03/2009 01:27)
efa tsy miesona intsony ra- malagasy @ hoe minoa fotsiny ihany ,dia lasa mampiesona gena any indray ra-8 ,hanafika an'i malagasy ,zaho aloha dia tsy mila an'i Ra-8 intsony na inona vokastry ity fametrahana an'i Andry ity nba inona ,tadidio fa ohatry ny izao no niantobohan'ireny dictateur rehetra ireny ohatra Saddam houssen ,tsy niala teo raha tsy ny amerikanina no nanafika tao.
Izay koa no niafarantsika raha tsy nisy an'I ANDRY TGV ,ka romboy zalahy =D> =D> =D> =D>
Ary soa ihany fa samy tsalo i Andry sy Ravalo ,fa raha i Ravalo no mongoloha dias nolazainy ireo gena ireo hoe raciste i Andry :{ :{ :{ ,zay tena tsy tantiny gena mihintsy mako izay resaka race izay :-D :-D :-D

4. yuka
(
27/03/2009 06:00)
zay hoa tsy mila foza orana,mandoto tanana,maizina endrika sy saina,ratsy fofona.
mahamenatra mihintsy ny mahita azy rehetra t@ reny 13Mai reny! :evil: