vita ra8 ny diabeta no naka ny toerany ny capstnikaravasy

1. xxx ( 26/03/2009 22:32)
niozongozona , nipararetra , omeo sucre omeo sucre , tonga indray ry capsaty sy ry mpanao rugby , miaraka @ karavasy sy ny kalaky sns 8) 8) 8)

tsy manana garde de corp ngà ra8 ?? efa bainina be daholo izahay ato


ary iza koa ireto nentiny maty a ! baba tsy hitako ny solomasoko omeo bonbon
bonbon kely aloha

fa in'ty nahazo andra8 ee???

nanota dia voatery mihinana bonbon sy sucre kely 8-)
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:49
2. fijo ( 26/03/2009 22:34)
izao sisa azo lazain arehefa mivoak any ten avahoak aan???hummmm demokraty e
3. xxx ( 26/03/2009 22:36)
Fa angaha ity ra8 tsy bandy tanora sady bogosy no nahita fianarana no mihaja sady masina be no allergikan'ny zaoridira ??
4. xxx ( 26/03/2009 22:37)
Lazao raha misy dido ireo rafijo a ! 8O
5. dofinois ( 26/03/2009 22:37)
tsy hitako marina le lohany sy le vodiny le resaka fa dia sucre sy siramany
dofinois toujours et toujours pour Ra8
6. xxx ( 26/03/2009 22:39)
marina aby ireo cv andra8 ireo ? tsy misy ompa tsy zavatra noforonina , fa teny navoakan'ny vavany
aza manao fijery mitanila rafijo fa miangatra an ! :roll:
7. xxx ( 26/03/2009 22:43)
Izany hono no hitondra kalaky , bonbon isa-tsegondra , sucre isa-tsegondra , fafàna ny hatsembohana isan-tsegondra . ho ataon'ny capsat
vita bolangina eo sady izy hitondra capsat maro be any .
izany ve tsy efa ra8 zaoridira e! tsy tokony hitantana intsony fa izy no tokony ho tantanana
8. xxx ( 26/03/2009 22:49)
ra8 , ra8 katsaka tsaramaso voanjobory
ny vadin'ity ra8 toa rabory
ny tongotry ty ra8 toa ny lakana
rehefa mitory teny izy dia miakanakana

nony avy eo nolatsahan'ny varatra
dia nianatsimo
niantso vonjeo
vonjeo aho ry trimo

mivavaha amin'ny ra8 dia hataovy izay hahalasa gourou azy !
soavadia !!! ny demokrasia andra8

:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008